KALANDRIE COUPE DU MONDE
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
1. dadabe
(
05/05/2006 05:38)
ity ry zalahy ho antsika tia baolina rehetra
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/schedule.html
de mazotoa e
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/schedule.html
de mazotoa e
novalian'i mandrindra ny 15/05/2006 12:58
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
2. Fiffi
(
05/05/2006 06:12)
ho bdb indray no tsy ho hita ato @ forum @ io ! :-D:-D:-D:-D:-D misaotra anao ry dadabe an! :)
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
3. dadabe
(
05/05/2006 06:31)
:D:D:D zah anie ry Fiffi tena mamba be e, ataoko izay ahavitan'ny rapoort-ko alohan'io daty io :°)
![](https://avatar.serasera.org/eb07d40dd8a8c928f1333959f288033f.jpg)
4. valie
(
05/05/2006 06:41)
dadabe a! f'anga hono natao ho an'ny zalahy iany izy ty e! zahay koa ange na zavavy aza d mba tia e! :lol:
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
7. diamondra27
(
05/05/2006 08:30)
@ groupe A aloha de maka ny ENG za e!:wink:
de ho hita eo ny suite-ny
de ho hita eo ny suite-ny
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
8. diamondra27
(
05/05/2006 08:30)
fiffi: tsy olana akia fa azo atao ange ny mi-forum no sady mijery baolina e!
![](https://avatar.serasera.org/da0ff6d566756e685895be9fa9718ac0.jpg)
12. onjah
(
06/05/2006 12:16)
ARGENTINE izany no ekipa tena ankafizinay e, izahay zany miteny hoe lasan'i Argentine ny Amboara amin'ity indray mitoraka ity. Ho hita eo ihany anefa izany satria ny baolina boribory.
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
13. watafon
(
06/05/2006 17:51)
nenà ANGLETERRE hatramin'ny farany ry zareo an ! diam :wink: marina fa maratra rooney fa match 2 no tsy manao izy !!!
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
14. diamondra27
(
07/05/2006 05:39)
ny ahy koa aloha angletera @io groupe A io fa refa avy eo mety miova allemagne tampoka
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
16. fasaly
(
07/05/2006 06:31)
Fiffi:
ho bdb indray no tsy ho hita ato @ forum @ io ! :-D:-D:-D:-D:-D misaotra anao ry dadabe an! :)
zà ndray vao maika hita beuh eto foana amin'io satsia hiadivana ny mijery ny pro tv preferé-ko:wink::-D de try afaka mijery tv satria tsy tia bol ny tenanay!;-)
ho betsaka kou ny mody alina amin'io an!
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
17. ravatorano
(
09/05/2006 11:16)
ireto no itako ho favori amin io ireo ekipa everiko fa hiatrika ny tour manaraka izany eh
A : RFA sy Pologne
B : Angleterre sy Espagne
C : Argentine sy Pays Bas
D : Portugal sy Mexique
E : Italie sy Republik Tchèque
F : Brésil sy Japan
G : France sy Korea
H : Espagne sy Tunisie
Fa ny mibata ny coupe aloha defa ry zalah Brésil amiko eh
:wink::wink::wink:
A : RFA sy Pologne
B : Angleterre sy Espagne
C : Argentine sy Pays Bas
D : Portugal sy Mexique
E : Italie sy Republik Tchèque
F : Brésil sy Japan
G : France sy Korea
H : Espagne sy Tunisie
Fa ny mibata ny coupe aloha defa ry zalah Brésil amiko eh
:wink::wink::wink:
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
19. diamondra27
(
10/05/2006 17:31)
ravatorano: bienvenue au club maka an'ny angletera e!
zahay sy wata de enao izao no maka angletera eto
zahay sy wata de enao izao no maka angletera eto
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
20. ravatorano
(
11/05/2006 07:42)
diam < ié amin ny premier tour za maka angleterre mais pour la coupe je prefere le Brésil
=D=D=D=D=D
=D=D=D=D=D