Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly

1. pissoa ( 12/04/2006 14:40)

NB: Nafaran'izy mtsam zah hoe aza teneniny ny ps-ny :roll::roll:
novalian'i pissoa ny 22/04/2006 17:15
2. lapino ( 12/04/2006 14:48)
"Help me" amin'ny inn aloo io e? :-D:-D:-D
3. Fiffi ( 12/04/2006 16:39)
interessant interessant ! ozy :@ zay ! manja kosa an! :):) fa inona io misoratra eo @ kiraro io akia ry pissoa ? heu........
4. diamondra27 ( 12/04/2006 16:41)
eny tokoa ho'aho, inon no hamonjenan'i le kofboay? Sa horera be le sipa
5. pissoa ( 12/04/2006 17:17)
Fa inona tokoa ho'aho e :roll::roll:
6. Herimiafina ( 12/04/2006 17:33)
Mam'fatiny tsara ileiry! retirety amin'ny chasse aux femmes, ahan :@
7. lapino ( 12/04/2006 17:34)
Anankiray ary io ilan'lery help ko! :-w:-w
8. andry08 ( 12/04/2006 18:08)
mbô vonjeo re izy e!
9. totofy ( 12/04/2006 18:55)
mba atoroy izy ry zalahy hoe aiza ny "sortie de secours " a! ;-);-)
10. diamondra27 ( 12/04/2006 19:24)
zay vao azoko

HELP ME = tsy afaka hiaraka @ sipa hafa tsony izy zany fa voaisy tombokase e!vita hatreo ny revy sy ny ditra

io ry sipa hafa mba ampio izy izany an!:wink:

:-D:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 12/04/2006 19:24)
toa sariko izy zany:^):^):^):^) kay ve nasiany an'io ny kiraron'i lery e!:^):^):^):evil:
12. sasa ( 13/04/2006 03:22)
pissoa mahita mintsy akia njy :-D:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 13/04/2006 04:46)
pissoa: fa gasy ve akia ireo ? toa ohatran'ny vazaha ilay sipa ny fahitako azy an! :)
14. pissoa ( 13/04/2006 05:06)
fasaly, toa njy marina izy izany ... nefa tsy haiko kah :-D:-D:-D

Ka efa hoe tsy tononina ny ps kou ... donky tsy tenenina kou hoe manao ahoala le sipa :-D:-D:-D

Izay mihitsy angamba ry diam an :-D:-D
15. mamzelkely ( 13/04/2006 06:22)
fasaly zao mitry le gout anjy zao zao voaly meuringue beuu zao aiza no ts asiny an'io ny kiraro :-D:-D:-D:-*

EXIT less par ici la sortie:-D:-D
16. Mifenty ( 13/04/2006 08:01)
lol
17. Fiffi ( 13/04/2006 08:59)
:roll::-D:-D:-D
18. diamondra27 ( 13/04/2006 09:26)
ka sao de mahita sipa manodina an'ilay kof 'zany 'nareo fa zay no ilainy e!:wink:

mbola tsy ampy an'i lery foana ve ny enterrement ny vie de garçon e!nefa ny kof ny sera² toa tany doly hono:P
revy hono izao an! nisy nisotro J&B ,de :@:@:@:@:@:@, de o^oo^oo^oo^oo^o de:miam::miam::miam::miam::miam: moa tsy lazaina intsony fa tsy lany

bedin'Atra mijangajanga zany anefa an!
19. mamzelkely ( 13/04/2006 09:31)
henoko hatraty mitry ky ry diams le fofona :@:@:@ bdb tao reny sady rediredy zao aaa:-D:-D
20. totofy ( 13/04/2006 09:32)
Fa inona kay zany mijangajanga zany é :?::?:??? olona avy any mahajanga ve :-D:-D:-D:-D?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0964