Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly
3. Fiffi
(
12/04/2006 16:39)
interessant interessant ! ozy :@ zay ! manja kosa an! :):) fa inona io misoratra eo @ kiraro io akia ry pissoa ? heu........
4. diamondra27
(
12/04/2006 16:41)
eny tokoa ho'aho, inon no hamonjenan'i le kofboay? Sa horera be le sipa
6. Herimiafina
(
12/04/2006 17:33)
Mam'fatiny tsara ileiry! retirety amin'ny chasse aux femmes, ahan :@
10. diamondra27
(
12/04/2006 19:24)
zay vao azoko
HELP ME = tsy afaka hiaraka @ sipa hafa tsony izy zany fa voaisy tombokase e!vita hatreo ny revy sy ny ditra
io ry sipa hafa mba ampio izy izany an!:wink:
:-D:-D:-D:-D:-D
HELP ME = tsy afaka hiaraka @ sipa hafa tsony izy zany fa voaisy tombokase e!vita hatreo ny revy sy ny ditra
io ry sipa hafa mba ampio izy izany an!:wink:
:-D:-D:-D:-D:-D
11. fasaly
(
12/04/2006 19:24)
toa sariko izy zany:^):^):^):^) kay ve nasiany an'io ny kiraron'i lery e!:^):^):^):evil:
13. Fiffi
(
13/04/2006 04:46)
pissoa: fa gasy ve akia ireo ? toa ohatran'ny vazaha ilay sipa ny fahitako azy an! :)
14. pissoa
(
13/04/2006 05:06)
fasaly, toa njy marina izy izany ... nefa tsy haiko kah :-D:-D:-D
Ka efa hoe tsy tononina ny ps kou ... donky tsy tenenina kou hoe manao ahoala le sipa :-D:-D:-D
Izay mihitsy angamba ry diam an :-D:-D
Ka efa hoe tsy tononina ny ps kou ... donky tsy tenenina kou hoe manao ahoala le sipa :-D:-D:-D
Izay mihitsy angamba ry diam an :-D:-D
15. mamzelkely
(
13/04/2006 06:22)
fasaly zao mitry le gout anjy zao zao voaly meuringue beuu zao aiza no ts asiny an'io ny kiraro :-D:-D:-D:-*
EXIT less par ici la sortie:-D:-D
EXIT less par ici la sortie:-D:-D
18. diamondra27
(
13/04/2006 09:26)
ka sao de mahita sipa manodina an'ilay kof 'zany 'nareo fa zay no ilainy e!:wink:
mbola tsy ampy an'i lery foana ve ny enterrement ny vie de garçon e!nefa ny kof ny sera² toa tany doly hono:P
revy hono izao an! nisy nisotro J&B ,de :@:@:@:@:@:@, de o^oo^oo^oo^oo^o de:miam::miam::miam::miam::miam: moa tsy lazaina intsony fa tsy lany
bedin'Atra mijangajanga zany anefa an!

19. mamzelkely
(
13/04/2006 09:31)
henoko hatraty mitry ky ry diams le fofona :@:@:@ bdb tao reny sady rediredy zao aaa:-D:-D
20. totofy
(
13/04/2006 09:32)
Fa inona kay zany mijangajanga zany é :?::?:??? olona avy any mahajanga ve :-D:-D:-D:-D?