Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly
21. diamondra27
(
13/04/2006 09:42)
totofy:jangajanga? Avy aany mahajanga=))=))=))=))=))=))
mmanapatsinay mitsy 'ty totofy 'ty an!
tsy ferana zany ry totofy ah! sady iny harivariva mirozirozy iny no tena amelezanjy zalahy:-D:-D:-D:-D
mamz: hay kopy koa njy t@io:wink: rediredy be ry zalah
de nisy namoaka sekire hehehe, fa :-$:-$:-$
mmanapatsinay mitsy 'ty totofy 'ty an!
tsy ferana zany ry totofy ah! sady iny harivariva mirozirozy iny no tena amelezanjy zalahy:-D:-D:-D:-D
mamz: hay kopy koa njy t@io:wink: rediredy be ry zalah
de nisy namoaka sekire hehehe, fa :-$:-$:-$
22. ari.malala
(
13/04/2006 10:48)
eeeeehhhhh! SOS fa ts mahita sary nefa mba te hijery oooo sady ts nande t@ le mariazy fa tsisy mpanasa no tsisy partinera d ts afaka nahita fa aôna le sary nots misokatra eeee
24. pissoa
(
13/04/2006 12:14)
Ary haiko no tsy nandehanan'i ari.malala sy wata kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina
(
13/04/2006 12:26)
diamondra27:
mbola tsy ampy an'i lery foana ve ny enterrement ny vie de garçon e!nefa ny kof ny sera² toa tany doly hono:P
Zah kosa mbola tsy tany ry DM an! Ny ahy mbola vao enterrement de vie de petit garcon no vita de enterereemnt de vie de jeune garcon, de sns hehe=))=))
26. ari.malala
(
13/04/2006 12:41)
pissoa, ieuh, nanao consultation privée ky zay d zay ihany no nifanas fa zay ts nasain'ny mpanao mariazy virtoaly a
27. pissoa
(
13/04/2006 12:43)
Hihihi, tonga dia marina le noeritreretiko :-D:-D:-D
Fa efa misy sary io e ... dia mba jerijereon'i ari sy wata ... tsy an-kitonona ps :°)
Fa efa misy sary io e ... dia mba jerijereon'i ari sy wata ... tsy an-kitonona ps :°)
30. mamzelkely
(
13/04/2006 13:54)
HM ahan :@aôna zany enterrement bdb zany haharaka ny fanana ahan :@
32. Fiffi
(
13/04/2006 16:13)
Zah kosa mbola tsy tany ry DM an! Ny ahy mbola vao enterrement de vie de petit garcon no vita de enterereemnt de vie de jeune garcon, de sns heheHerimiafina : midika zany fa efa atsy ho atsy an! ahummmm ahummmm :-D:-D:-D:-D
34. diamondra27
(
14/04/2006 03:37)
pissoa:ary tsy hita intsony le sary fa iza no nanao kidnapping? Tena avotra lery 'zany an! iza no Ni-HELP azy ?
35. mamzelkely
(
14/04/2006 05:21)
nan ka lasa nitsôka le bandy ny farany il a trouvé la sortie ky diams aaa:-D:-D:-D
37. pissoa
(
14/04/2006 05:54)
diams, veliveleso kely ny computer-n-dry fa ilay izy ary mbola hitako ireo knou :roll::roll::-D:-D
