tsika gasy ve dia miavonavona

1. explosion86 ( 31/03/2006 08:03)
betsaka no mitaraina fa itsika mponiny gasikara dia olona miavona
novalian'i zanany ny 28/11/2006 17:45
2. lemenakely ( 31/03/2006 08:23)
ny any @ tanàna tsy miavona fa ny gasy aty an-dafy dia miavona
3. booboo ( 31/03/2006 08:43)
@ ankapobeny ndray nefa dé hitako oe ny malagasy isan'ny oul sariaka mitaha @ mponina hafa. Fa refa avy teo ndray arakaraka ny tsirairay io na hiavona izy na tsia dé sendra nifanena t@ ilay oul niavona "au mauvais moment au mauvais endroit" zany lé mitaraina kouh ! :°)
4. fasaly ( 31/03/2006 09:42)
tsy de manankolazaina lotsa:°):-w
5. mamzelkely ( 31/03/2006 09:50)
nefa tsika de malaza be mits erak zao tontolo zao fa manana "sens de l'hospitalité légendiaire" sy manana "accueil chaleureux" ka ts haiko na miavona tsika amizany na tsy aloh ee
6. pissoa ( 31/03/2006 10:16)
Zah kou gaga ry mamzel :)

Ny gasy sasany miavona, de ny gasy sasany tsy miavona
Ny tsy gasy sasany miavona, de ny gasy sasany tsy miavona! :roll::roll:
7. miantra ( 31/03/2006 10:19)
Zah aloha mahita ny gasy tsy miavona izany @ ankapobeny fa réservée.

Mitazana aloha vao.... miresaka.
8. maloiah ( 31/03/2006 10:20)
tsy tsara raha généraliser-na izy io fa amiko manokana dia mahita aho ary afaka milaza fa hafa ny malagasy, mahay mandray sy tia olona ary be fitiavana.
9. rurik ( 31/03/2006 10:21)
na gasy na vazah dia samy manana ny toetrany ka ilay olona milaza fa miavona ny gasy dia ohatran'io tenenin'ibooboo io sendra ny niavona izy dia lazainy fa gasy rehetra no miavona .
Fiffi, fasaly , mamzelkely nareo aky mba miavona an :wink:
10. Hubert ( 31/03/2006 10:49)
miala tsiny raha miditra kely ô!
Miombokevitra amin'ny be sy ny maro aloha za hoe tsy miavona izany ny gasy; fa sao kosa nanao hevi-petsy ilay io:P dia...tsy noraharahain'ny olona noho ny nataony kah hoe miavona ny malagasy
11. miantra ( 31/03/2006 11:01)
Tsy lavina kosa aloha fa misy ny tena tsy lasa mihintsy amin'ilay fitiavan-kely ....

NY aza voany ihany!!!!
12. sakaizakely ( 31/03/2006 11:56)
Araky ny voalazan'i miantra dia misy @ sasany tokoa ilay réserve maha-malagasy ny malagasy. Isika mantsy tsy mba toa ny vaza exubérants be mahakamo ireny fa tsotsotra ihany sady sarokenatra dia heverin'ny olona hoe avonavona. Aza généraliser-na e ! Misy tena safidin'ny sasany le miavona fa tsy te hifandray @ olona fa menatra ny situation-ny. Aoka ho hajaina daholo ny safidin'ny mpiray firenena amintsika fa aza tsikeraina eto izy e !
13. mamzelkely ( 31/03/2006 12:14)
rurik< :wink: fa saingy ra za no miavona aa efa nivadika carré ny tany =))=))
14. ari.malala ( 31/03/2006 13:15)
mamzelkely, sao d mivadika losanges retsy?=))=))
15. booboo ( 31/03/2006 13:25)
:-D
16. mamzelkely ( 31/03/2006 13:52)
an an an carré aloh izy ra miavona za fa ra za ny ts tia namana no lasa losange izy =))=))
17. kala ( 31/03/2006 13:59)
zà aloha mikavina fa tsy miavona ê!:-$

tsy azo atao safobe mantsina kosa moa fa misy ihany reo mbola mahafinaritra na fandraisana na ny retraretra:wink:
18. rurik ( 31/03/2006 14:12)
=))mamzelkely an itako no efa miova tsikelikely ko efa mia hita ny zorony=))=))=))=)) vazivazy ny ahy sao :evil::evil: amiko eo an :-*:-*:-*:-*
19. Veloo ( 31/03/2006 15:19)

oi i mamzel oe:

nefa tsika de malaza be mits erak zao tontolo zao fa manana "sens de l'hospitalité légendiaire" sy manana "accueil chaleureux" ka ts haiko na miavona tsika amizany na tsy aloh ee


mila averimberina ao @ sofin-tsika io ....
mamzel =D=D
20. zandrikely ( 31/03/2006 17:52)
matetika ireny olona ataontsika hoe miavona ireny , nisy zavatra efa nahazo azy sy hitany ataon'ny olona sasany taloha , dia mailo izy , hita ihany hoe mailo ty olona ty fa tsy miavona izy an , ilay fahatsorana ko no hitako hoe betsaka amintsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2309