tsika gasy ve dia miavonavona

21. Herimiafina ( 31/03/2006 17:57)
Tandremo koa fa ny olona dia toy ny fitaratra foana an!
Ny fihetsiny rehetra dia reponse amin'ny fihetsika nataonao! jereo ihany aloha izay lafiny iray izay!
22. andry08 ( 31/03/2006 18:41)
Tsy azo hatao ny mitsara ivelany e!
Ny malagasy tsy miavona fa tsiky foana no hita eny @ molony. Misy ny olona tsy be teny nefa tsy miavona .
23. cutie ( 31/03/2006 19:22)
Mpandefa : explosion86 [ Valio ] 31-03-2006 12:03:54
Lohateny : tsika gasy ve dia miavonavona
betsaka no mitaraina fa itsika mponiny gasikara dia olona miavona

io ndray no tsy mbola henoko,iza zao no mitaraina?8O
24. Fiffi ( 01/04/2006 07:24)
zah tsy miavona!:)
25. ikalakintina ( 01/04/2006 20:05)
za ko fiffi tsy mba miavona zany a!
26. vale ( 01/04/2006 21:21)
explosion86:

betsaka no mitaraina fa itsika mponiny gasikara dia olona miavona

8O

27. Veloo ( 02/04/2006 01:19)
vale8O8O za ko
28. Fiffi ( 02/04/2006 05:15)
ialy izy koa anie dia izao eh! raha nisy olona iray niavona taminy dia tonga dia generalisena le izy hoe isika gasy , nefa zah zao gasy , tena gasy petakorina fa tsy miavona zany zah eh!
29. vale ( 02/04/2006 11:14)
30. Fiffi ( 02/04/2006 11:39)
vale: :-D:-D:-D ndry angaha akia tsy gasy petakorina tahaka ahy ? :-D:-D:-D:-*:-*
31. Veloo ( 02/04/2006 21:37)
:roll:
32. Fiffi ( 03/04/2006 06:52)
:roll:
33. Fiffi ( 03/04/2006 06:54)
vale: sady petakorina no tsy miavona moa eh ? :-D:-D
34. vale ( 03/04/2006 16:19)
Fiffi: :-D, isankarazany akia (ny orona)fa tsy miavona kosa an:wink::wink:
35. andry08 ( 04/04/2006 07:38)
Tsy miavona ny malagasy e!
:D:D:D:D
36. Fiffi ( 04/04/2006 09:28)
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
37. Falzar ( 13/04/2006 10:00)
vale:

explosion86:

betsaka no mitaraina fa itsika mponiny gasikara dia olona miavona

8O

Izany ve ry tony tsy fanaratsiana fotsiny a?
Fa iza koa no mba miteny an'zany eo?
Amiko aloha de au# e! Isika ary no tena voalaza hoe mahay mifandray @ olona indrindra kou!



38. Fiffi ( 14/04/2006 05:32)
mbola hafa hiany wa ny gasy eh ? :):):D:D:D:D
39. zandrikely ( 23/04/2006 17:39)
saonjo iray lohasaha e , misy fona ny miavona , fa aleo izy hiavona any , na any antanana aza anie dia misy miavona e , fa hiomehezana fotsiny izy e, za aloha zay malala fa gasy ny tena dia miteny hoe hafa mihintsy nareo gasy ka , mitsikitsiky lava , marina zany an
40. Aino ( 19/05/2006 09:10)
izaho aloha mahita fa misy ny gays tena miavona eh!!
raha sendra mifanena eny andala de mody tsy mi fampijery!! raha te hiarahaba aza ianao ka vao mahita ny fihetsiny de kivy avy hatrany!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2747