Za aloa de mahita fa misy ny gasy tsy miavona au contraire aza:D:D:Fa reny miavona reny toa compléxé na manao omby mahia tsy lelafin'ny namana no fahitako azy.Ny tena mampiomehy ahy =))de refa mahita anao izy de mody fanina tsy mahalala anao hoe gasy no sady tsy miteny gasy.Ka na de tsy mandeha @ alehany aza le teny vazaha de ezahana fona na efa ho adin'iray aza vao vita le tiany holazaina.De valianao @ teny gasy indray izy de hoy izy:"je ne parle plus malgache,ça fait longtemps que j'ai quitté Madagascar..."nefa ny accent mamadika be mihitsy =))=))=))=))=))