vaovao tselatra
1. dadabe
(
29/03/2006 02:41)
samia ary isika milaza vaovao tselatra e:D, natao hampitsiky (fa tsy hampimemeh ny namana)
1- feno 5 taona ny orinasa mpanamboatra fanafody fandiovankoditra izay karakarain'ireo olona voan'ny lagaly
2-nahazo tompondaka erantany t@fifaninanana "sky"(course sur glace)ilay tovovavy avy atsy Guinee equatorial, afrika centrale
.....mbola hitohy
...enao aloha manaova e:°)

novalian'i sasa ny 11/04/2006 03:32
2. pissoa
(
29/03/2006 04:50)
1 - Nandalo tao amin'ny dinika hatsikana sy lalao ao amin'ny serasera.org Andriamatoa Dadabe ny Alarobia 29 Marsa lasa teo tokony ho tamin'ny 7 latsaka fahatelony tany ho any ... Gaga ny rehetra satria tsy nisy filazana mialoha ny amin'izao fitsidihana nataon'Andriamatoa Dadabe izao :roll::roll:
3. dadabe
(
29/03/2006 04:58)
:o:o8O
de nandalo teo koa i madame pissoa tokotokony ho t@ 08 ora teo ho eo , ary nanao surveillance fotsiny an'i dadabe satria hono izy saropiaro :wink:
de nandalo teo koa i madame pissoa tokotokony ho t@ 08 ora teo ho eo , ary nanao surveillance fotsiny an'i dadabe satria hono izy saropiaro :wink:
4. sonwin
(
29/03/2006 05:18)
Nitselatra ny vaovao ary nilatsaka toy ny varatra, tapaka lalan-dra tamin'izany ilay akoho vavy tao an-tokotany nohon'ny fahatairana.Efa mipaka any amin'ny akoho koa izany izao ny aretina momba ny tosi-drà.
5. pissoa
(
29/03/2006 06:17)
Hihihi, falifaly be i sonwin fa akoho indray hono izany no laokany androany :-D:-D:-D
bedada, toi tsy maintsy surveiller-na tsara fa sao tsy mibosy akory fa ilaozana manadala an-dry bebe mianakavy ato kle :°):°)
bedada, toi tsy maintsy surveiller-na tsara fa sao tsy mibosy akory fa ilaozana manadala an-dry bebe mianakavy ato kle :°):°)
7. Angie
(
29/03/2006 07:04)
Araky ny tatitry ny mpanao gazety sy ireo fikambanan'ny bebe saropiaro dia niaraha nahita zany fa nisy namana diso adresy ka tany @ hatsikana sy lalao no nitondra ireo vaovao tselatra fa tsy tany @ sehatra tokony hisy izany. tsy nampaninona ny maro anefa izany noho ny efa maha zoky olona ity mpanao gazety ity :D
9. Angie
(
29/03/2006 07:24)
soa ihany fa tsy diso touche elah ry dadabe fa saika nahazo teo @ centre teo hihihi zay vao hampikatra tosidra ny bebe isany ato :*
13. sylvain
(
29/03/2006 11:22)
za t@ taona 1980 no nahazao CPE,ny frantsay mitolona mafy @ anti-CPE :-D:-D:-D
14. pissoa
(
29/03/2006 11:42)
Angie =))=))
Ilazana isika fa nifanena tamiko i luke dube tam'zah nandeha nividy laoka teo =))=))
PS: Tsy niarahaba aho fa sao izy tsy mahay miteny gasy :roll::roll:
Ilazana isika fa nifanena tamiko i luke dube tam'zah nandeha nividy laoka teo =))=))
PS: Tsy niarahaba aho fa sao izy tsy mahay miteny gasy :roll::roll:
15. kala
(
29/03/2006 11:56)
vaovao tselatra amin'izao ora izao de tsy nianatra ndray pissoa :wink:fa mahatsiaro ireo havana nitolona t@ 1947 hono izy ka mba mitolona mafy koa @ fimemehezana :-D:-D:-D:-D
16. Ralay
(
29/03/2006 13:23)
Vaovao farany:Tena efa feno ny carnet d'adressen'i dadabe ka mitady hanampy memoire flash indray nedala zao :lol: ka any belzika no toa hoe nahitany :-P
18. rurik
(
29/03/2006 14:45)
dadabe te hapandainga olona eo indray an
ny ataon'ny panao gazety ary efa :(:(:(:(
jereo reo voafitaka we ho avy i jackie chan sy luck dube:-D:-D:-D:-D
ny ataon'ny panao gazety ary efa :(:(:(:(
jereo reo voafitaka we ho avy i jackie chan sy luck dube:-D:-D:-D:-D
19. rafozanasket
(
29/03/2006 15:11)
Ilay sénégalais fotsy no nahazo voalohany taminy fifaninanana fandroahana sokatra mandrapahatongany teny antanimboly fambolena pate jaune