vaovao tselatra
21. sonwin
(
29/03/2006 17:13)
fahagagana no niseho teo analakely fa dia gaga ny jamba nahita ny moana nibitsibitsika tamin'ny marenina.
22. fasaly
(
29/03/2006 17:39)
sonwin:
Nitselatra ny vaovao ary nilatsaka toy ny varatra, tapaka lalan-dra tamin'izany ilay akoho vavy tao an-tokotany nohon'ny fahatairana.Efa mipaka any amin'ny akoho koa izany izao ny aretina momba ny tosi-drà.
:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=))=))
aleoko sisa mihomehy.....
24. pissoa
(
29/03/2006 18:33)
Vaovao tselatra: re izao fa niara-tapaka tamin'ny lalan-dran'ilay akoho vavy tao an-tokotany koa tsinain'i fasaly.
25. Herimiafina
(
29/03/2006 23:34)
Vaovao tsalatra: lasa nody i pissoa fa efa amin,ny 11 alina any aminy!
de jereo tsara fa izy izao no hanoratra eto voalohany manarakaraka ahy eo! heheheheeh=))=))
de jereo tsara fa izy izao no hanoratra eto voalohany manarakaraka ahy eo! heheheheeh=))=))
26. dadabe
(
30/03/2006 00:08)
vaovao farany:araka ny hevitry ralay dia marina ny loharanombavovao ka i fasaly no vazony any
27. pissoa
(
30/03/2006 03:44)
Vaovao azo farany androany maraina avy any Afrika Atsimo: Nandainga be ny mpanao gazety malaza avy any Canada fa tsy i pissoa no nanoratra tao aorinan'i Herimiafina fa Andriamatoa Dadabe =))=))=))
28. sasa
(
30/03/2006 04:38)
vaovao tselatra re izany atao izany, za izao vao tonga fa mbola nanann...
ny an'i sonwin tena =))=))=))=))=))=))
Vavao tena marina niaraka tamin'ny niece-ko za nandé tany Ambohipo, d niakatra tam le fiarakarana be eny andohan'i mandroseza io ny fiara, d hoy ilay zaza hoe" Tati an! aty ve ny lalana mankany am Jesosy" d tena tpt be za fa mahita sampona koa le zaza.

29. mamzelkely
(
30/03/2006 05:37)
vavao farany tapaka ny tsinaiko fa ts nahita vaavo farany holazaina za fa ampy reo vavao rht reo :-D:-D
31. kala
(
30/03/2006 06:08)
HM > tara vaovao tselatra ndray ny akamako :*
sasa > saika hanaraka anreo zà raha tena tany no lalana mankany @ Jesosy kou:idea: nefa hanao inona any sahady moa zà :roll: :-* njy de =D=D hoan'ilay zaza
vaovao tselatra farany : nalalaka be tamin-dravalo ny kostarany omaly. hay le an'i jacques Chirac taty hono le izy fa hadinony de nanaovan'ileiry:wink:

33. ikalakintina
(
30/03/2006 07:20)
alohany vaovao alo de miarahaba anareo retra:le kostara angamba hono ho retaena
35. sasa
(
30/03/2006 09:54)
kala i koffee anan no nandalo taty farany koa, sao d mba ny an'azy ary no nanaovan'i lery :-D:-D:-D:-D:-D
Ho avy indray izao ny filoha allemand d asa indray hoe ho adino kou ve ny palitao d anaovan'i sonwin :-D:-D:-D:-D entiny mody
Ho avy indray izao ny filoha allemand d asa indray hoe ho adino kou ve ny palitao d anaovan'i sonwin :-D:-D:-D:-D entiny mody
39. Ragadona
(
30/03/2006 17:25)
Vao henoko tamin ny tsiliantsofina teo fa nody mandry ilay kalazalahy mpanamory fiaramanidina malagasy mandeha amin ny ambodivoara taorian ny nanolorana azy ny mari boninahitra tao amin ny seranam piaramanidin Fandriana. Mirary fiononana hoa n ny fianakaviany
40. fasaly
(
30/03/2006 18:12)
:snif::snif::snif: iza kay zany ry ragadona! hiara mionona tsika rehetsa kalou alohan'ny hitohizan'ny vaova otselatra:cry::cry::cry:
vaovao farany heno fa i bedada indray hono no ho voatonona hisolo io mpanamory fiaramandina nody mandry io! ka zay rehetra manao batemy de l'air miaraka am dadabe de mivonona am harokely fa de hoi degoba doolu kalou:°):°):°):°)hiovitrovitra beuh mahintsy kalou ny fiaramandidina zay vao tena handinina:^):-w