belge marary maso

1. kala ( 28/03/2006 14:23)
Belge iray tonga tao amin'ny dokotera - nitaraina mafy.
- tena marary ange zà radoko ê! ny masoko ankavia no tena voa
- fa ahoana no nahatonga an'izany?
- de tsy haiko mihitsy fa t@ maraina zà eo ampisotroana ny kafeko no henoko nisy narary tampoka teo amin'io masoko io..
- mahagaga zany ka! tena tsy misy n'in n'in ange ao ê! andraso hanao kafe zà de sotroinao eto imasoko de hitatsika eo...
De nisotro kafe zany le belge sady nikiakiaka hoe marary hono leiry.
taitra amin'izay radoko :
- hay zay no nahavoa anao kou! amin'ny manaraka esory tao anaty ny kôpinao ny sotrokely vao sotroina ny kafe:roll:
novalian'i kala ny 04/04/2006 06:50
2. Fiffi ( 28/03/2006 14:27)
=))=))=))=))=))=)) mba nandra koa zany ra belge an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 28/03/2006 14:34)
Mety marina izany kah, mety pyope le belge fa le radoko frantsay no tsy mahay, matoa izy tsy mahita ilay sotrokely akaiky dia marary maso marina izy izany de mila manantona Ophtalmo-Rhino-Laryngologue, de opticien hanamboarana solomaso.
Iza izany dokotera izany? Frantsay izao izany an? hehehehehehe=))=))=))=))

Lenga kanjony ry kala fa favy be an! :*:*
4. mamzelkely ( 28/03/2006 14:36)
=))=)) oka ky zay le blega ry kala fa mampanaelo mitry aa =))=))
5. ikalakintina ( 28/03/2006 14:49)
ny belge ko to voa foana ko!
6. pissoa ( 28/03/2006 15:25)
kala :-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. Veloo ( 28/03/2006 16:08)
kala :-D:-D:-D
ikala a tsy manana choix aky reo a vo fona :-D:-D
8. vale ( 28/03/2006 16:26)
hihih fa le doko ko zany nge tena venjana be eh:-D:-D:-D:-D
9. Veloo ( 28/03/2006 16:40)
ny frantsay sy ny belge zany mitovy e:-D:-D:-D
10. pissoa ( 28/03/2006 17:50)
Farafaharatsiny mitovitovy :-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 28/03/2006 18:23)
=))=))
12. watafon ( 28/03/2006 18:37)
kala =))=))
ny frantsay vendrana kokoa k !
13. pissoa ( 28/03/2006 18:39)
Hihihi, miaroaro akama njay wata an :°)
14. watafon ( 28/03/2006 18:46)
f'inn njay e! :wink::-*
15. Herimiafina ( 28/03/2006 18:48)
wata sy pissoa: :-w:-w, hummm, hehehehe=))=))
16. pissoa ( 28/03/2006 18:50)
Hihihi, wata, efa we aza arovana fa vendrana noho ny frantsay reo fa elah kou :-w:-*:-*
17. Fiffi ( 29/03/2006 06:00)
pissoa: :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
18. kiali ( 29/03/2006 06:25)
samy vendrana reo fa samy tsy mahay teny gasy! :D:D:D
19. Angie ( 29/03/2006 07:33)
=)) misy belge ato ampiasako dia tantaraiko azy io dia tsy nampoiziny manao blague sur les belges hono ny gasy fa mba tokony @ frantsay ihany =)) =)) dia za ato mi :-D:-D be. En plus tena milay le zareo tsy mahay teny gasy nefa ry zareo zay ataony rehetra haiko daholo =))

20. pissoa ( 29/03/2006 11:46)
Hihihi, tandremo ihany fa sao de belge marary fo izany fa tsy marary maso an :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0475