belge marary maso

21. kala ( 29/03/2006 12:04)
HM > zà aloha marary maso fa tsy tsy le nisotro kafe no nahavoa azy ê!:wink:
mamzel > tsy amelako aloha le blagy belge ê!:twisted:8)

wata > tongasoa ndray enao :-*:-*:-*

angie > tanjemo miresaka ela amin'ireny belge reny fa sao tratran'ny kiana avy any @ HM eo njy :-$

:-*:-*:-*:-*:-*:-* dôly dôly ê!
22. sonwin ( 29/03/2006 17:17)
kala belge kle :°), ny namparary ny masonao ilay voasik....f.:^), fa aza mikiakiaka na izany aza:°)
23. sasa ( 30/03/2006 04:51)
kala =))=))=))
Angie hi hi hi hihihih mampmé kou njy =))
sonwin elah ity lesy tena tsssssssss:-D
24. ari.malala ( 30/03/2006 05:38)
:-D:-D:-D:-D:-Dataon'i kala mamay mitsn ny belbe an:-D:-D:-D
25. mamzelkely ( 30/03/2006 05:45)
kala soa ihany za fa ts belge klé :-D:-D
26. kala ( 30/03/2006 06:28)
sonwin > :twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil: de tsitsitsitsio sao lany fa mbola haka belge zà hataoko mersenera ê!:-*

sasa, ari, mamzel > mbola be ny ho sisa raha tsy manimba feeling ndray le :evil: anankiray zay :wink:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. ikalakintina ( 30/03/2006 07:23)
ny belge sy blonde zany mitovy sady samy manomboka am b
28. Angie ( 30/03/2006 08:07)
Lasa fanalana foana ato lay belge marary maso satria lay bandy ato tena tokony hanao solomaso fa lazainy fa lafo loatra hono =)) tena hita mihintsy hoe belge :-D
29. sasa ( 30/03/2006 09:58)
kala ka iny efa nateraka hanimba feeling kou :-D:-D:-D:-D
30. kala ( 30/03/2006 11:41)
sasa > kôpy angaha njy :wink: mahafinaritra anà ndry refa zay :-*:-*:-*:-*

ikalakintina > :-$:-$:-$:-$:-$ ndry sao misy maheno eo :-D:-D:-D

Angie > sao de le belge nifanena tamiko teo ary zany klé
=))=))=))=))=))=))
31. Veloo ( 30/03/2006 15:07)
kala a8O nisy nifanena t@ njy ve8O8O
=))=))=))
32. pissoa ( 30/03/2006 19:17)
Afakandro mihitsy ry Angie izany ao ampiasana :-D:-D:-D:-D

sonwin :{:{:{:roll:
33. Veloo ( 30/03/2006 21:08)
34. sasa ( 31/03/2006 04:48)
kala za kopy foana akia an :-D:{:*:*:*
35. kala ( 31/03/2006 06:51)
veloo > sady ny an'ilay belge ange akia ny solomaso famakiana teny reny no entiny mandehandeha ê! :roll::roll:

Angie > :D njy zany :°)

sasa > njy an! :-$:-$ hoa f'avia :-*:-*
36. pissoa ( 31/03/2006 09:49)
kala sy sasa :evil::evil: manao resaka tsy mazava an :-w:-w:-D:-D:-D:-D
37. mazoto ( 31/03/2006 11:48)
hitako tena manao resaka tsyyy !
io koa ange ilay blagy t@fohy hehyee!
38. Veloo ( 31/03/2006 15:46)
pissoa :-D:-D:-D
kala :-D:-D:-D ka mahita ny lalana ve? :-D:-D
39. pissoa ( 31/03/2006 16:13)
Hihihi, hita retsy kou ... misy kopy ve njy sy kopy zah sy :-$:-$ izany tazako teo :-w:-w:-w:-D:-D:-D
40. Veloo ( 31/03/2006 21:24)
pissoa tsy aleo ve tasy (tasse):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009