joko - tsoriaka
1. kala
(
28/03/2006 05:42)
Ahoana no fahitanareo ny olona lazaina fa joko -tsoriaka?
Ny olona iray na lahy na vavy ka milamindamina fihetsika ve de azo lazaina fa joko tsoriaka?
Mba tongava ndray hifampidinika ê! merciiiiiiiii:-*
Ny olona iray na lahy na vavy ka milamindamina fihetsika ve de azo lazaina fa joko tsoriaka?
Mba tongava ndray hifampidinika ê! merciiiiiiiii:-*
novalian'i harinah ny 18/05/2006 10:05
2. ari.malala
(
28/03/2006 06:46)
Tsy voatery izay rehetra milamindamina fihetsika aky dia ho joko tsoriaka daolo a! Misy ny tena toetrany fa misy koa anefa ny tena joko tsoriaka mpihatsaravelatsihy mandevintay an-tsalaka mintsy.
3. Fiffi
(
28/03/2006 06:50)
wadrayyy ! fa inona aloha no dikan'io fa tena tsy fantatro mihintsy an! :(
4. ainaheri
(
28/03/2006 06:50)
Saro-patarina zay toetra zay raha jerena aty ivelany
fa mila miara-miaina aminy alo ianao na @ lafin'ny namana na zvtr hafa zay vao fantatrao hoe hay ty malemy mantsina otran'ny tain'akoho:twisted:
fa mila miara-miaina aminy alo ianao na @ lafin'ny namana na zvtr hafa zay vao fantatrao hoe hay ty malemy mantsina otran'ny tain'akoho:twisted:
6. stephane197
(
28/03/2006 08:09)
jerena mody mipetraka izy eo imasonao kanefa ao ambadika tena tsy araka izay, izay no fahalalako azy!
7. mamzelkely
(
28/03/2006 08:58)
joko-tsorika zany ky fiffi sahala amin we hypocrite aa zay klou ny fahalalana azy eee
kala< ts vôtery we zay milamidamina de joko-tsorika fa misy olona hita we aty ivelany izy mody enjy sy tout nefa aveo refa tena fatatra kay tena mhhhhhh:evil: be mitry :-D:-D
kala< ts vôtery we zay milamidamina de joko-tsorika fa misy olona hita we aty ivelany izy mody enjy sy tout nefa aveo refa tena fatatra kay tena mhhhhhh:evil: be mitry :-D:-D
8. xxx
(
28/03/2006 09:49)
Io no efa lazaina hoe aza mitsara olona ivelany.
Ary izà aminareo moa no tsy mitandro ny image-nareo eo anivo ny fiarahamonina?
Io koa ny fiarahamonina gasy no tena namolavola io toetra io, Satria raha tsy te-hotsaran'ny mpiara monina enao nefa maditra na manana kilema de aleo nanao joko-tsoriaka...

10. Fiffi
(
28/03/2006 12:06)
mamz: fa angaha tsy azo lazaina hoe "fiahatsarambelatsia" raha izany ?
11. mamzelkely
(
28/03/2006 12:20)
hay mo misy an'io tokoa de ts haiko njay zany enfait ny manazava azy ts haiko fa azoko le izy fa karazana fihatsaram-belatsishy ihany le izy ka:roll:
12. xxx
(
28/03/2006 12:42)
Mamz: Misy mahatsara sy maharatsy azy daholo ny zavatra rehetra. Fa miankina @ toeran'ilay olona mijery azy io.
Raha ohatra ka enao manao zavatra hafa2 any ambadika ka tsy tianao aseho de mijoko-tsoriaka enao hanao an'ilay izy.
Ilay izy aloha izany de manadiso ny olona mpitsara ivelany fotsiny, fantaro tsara ilay olona fa aza jerena fotsiny ny fihetsika ivelany.

13. onjah
(
28/03/2006 12:49)
Ny joko-tsoriaka ve zany raha azoko tsara dia azo hoarina amin'ny olona manjoko nefa mahay mitsoriaka be. Sa tsy izany ?
14. Herimiafina
(
28/03/2006 12:57)
kala:
Ahoana no fahitanareo ny olona lazaina fa joko -tsoriaka?
Ny olona iray na lahy na vavy ka milamindamina fihetsika ve de azo lazaina fa joko tsoriaka?
Mba tongava ndray hifampidinika ê! merciiiiiiiii:-*
Zah jerena de voavaly ny fanontanianao ry kala! hehehehe=))=))
15. pissoa
(
28/03/2006 13:12)
Izaho miombon-kevitra amin'i Herimiafina. Jereo fotsiny ny ataon'io dia hain'i kala hoe ahoana izany joko tsoriaka izany :roll::roll:
16. xxx
(
28/03/2006 13:18)
za aloha sady mijoko no mitsoriaka e :^) , ka ny fahitako ireny olona ireny dia miketrika be ny lohany :°)
sw3 :wink:
sw3 :wink:
18. ikalakintina
(
28/03/2006 13:55)
ny tena fahalalako azy matetika le sipa tsy hita xe nifampitaritarika tam bandy ohatra na nanana sipa avy eo de bevohoka, ny bandy tsy de haiko loatra? angamba le jomoka reny
20. kala
(
28/03/2006 14:54)
ny an'i HM sy pissoa koa ange mety tsy ampy le :*:*:* de miombon-kevitra ho azy eo ê!
xxx > :-w:-w:-w
xxx > :-w:-w:-w