joko - tsoriaka
43. booboo
(
03/04/2006 11:31)
Fiffi > alaivo an-tsaina fotsiny hoe manakory zany oul joko zany nefa mbola mahavita mitsoriaka. Raha @ fiainana an-davan'andro dia enao mieritreritra azy tsy ahasaky manao raha iraika ratsy, gaga anefa ianao indray andro any mahita na maheno hoe vitany ary efa fataony mihitsy kay io raha io. Ohatra : eo imason'ny mamany ilay zaza miteny hoe tsy hikitika io chocolat io mitsy, vao mihodina nefa ilay mamany dia iny izy faingana ery haka ilay izy ( ni vu ni connu ), dia izay ilay joko tsoriaka.
45. kala
(
04/04/2006 05:21)
booboo > zany an! merciiiiiiiiiiii fa saingy tsy tena le zaza no tiako ho fantatra fa le ol efa lhl sy vhv lehibe reny ka:lol:
le zaza manko de nandalo tamin'izany daolo tsika fa saingy maro no menatra miteny hoe "ie, efa nanao an'izany zà t@ kely".:wink:
le zaza manko de nandalo tamin'izany daolo tsika fa saingy maro no menatra miteny hoe "ie, efa nanao an'izany zà t@ kely".:wink:
49. kala
(
05/04/2006 06:25)
hoatrany mba tiako aloha raha izaho na sady mahay mijoko no mahay mitsoriaka ê!:-$
veloo > any anaty raoplanina ve mety hanaovana an'izany fa de lasa izao an!:wink::-D:-D:-D
veloo > any anaty raoplanina ve mety hanaovana an'izany fa de lasa izao an!:wink::-D:-D:-D
52. bilakarenjy
(
05/04/2006 18:51)
raha mitsoriaka izany tsy ahavita hijoko indray .Fihetsika sy toetra mandreraka be io sady manirikiry no mahasorena satria hoatran'ny hoe tsy nanao zavatra izany nefa nahavita ilay izy tany ambadika tany ara-dalana .Tsy hitanao amin'ny fihetsiny mihitsy izany fa ny fiaraha-monina no hilaza ny nataony avy eo .
53. kala
(
06/04/2006 16:17)
:roll::roll::roll:azo ialana ange zany io toetra joko tsoriaka io raha te-hiova le olona sa izy ve tsy mahatsapa hoe "joko tsoriaka":wink:
54. bilakarenjy
(
06/04/2006 18:25)
tsy azon' ialana io raha mbola misy zavatra tadiavin'ilay olona tsy tanteraka ao.Ny fahitako azy aloha ry kala dia ohatran'ny resaka tombotsoa ho an'ny tenan'ilay olona manokana izy io .Dia ampiasaina daholo ny paik'ady rehetra .
55. kala
(
07/04/2006 06:04)
koa maninona raha fantatra hoe joko -tsoriaka izy de jonoina @ hevi-dratsiny eo. ndeha handramako sao mba mandaitra tokoa io.:-$:-$:-$
hoanareo joko tsorika (enga anie tsy hisy an'izay eto @ serasera) : aza mifanena amiko fa voajono eo...:roll::roll::roll:
nefa ry zareo koa ange ry bilak tsy trondro ê!:wink:
hoanareo joko tsorika (enga anie tsy hisy an'izay eto @ serasera) : aza mifanena amiko fa voajono eo...:roll::roll::roll:
nefa ry zareo koa ange ry bilak tsy trondro ê!:wink: