joko - tsoriaka
21. pissoa
(
28/03/2006 15:32)
An3, kala an ... izany joko tsoriaka izany angaha tsy genre vetivety zah hitanareo, elaela zah tsy hitanareo :roll::roll::-D:-D:-D:-D
23. Veloo
(
28/03/2006 16:01)
zany joko-tsorika zany ve ry reto tsy fatsora?
eo @ devant izy mody tsara ery nefa ary ambadika zavatra hafa.
ohatra: ny bandy no tena itako joko tsoriaka...
te hirevy @ na kala izy tsy saha eo anatrehan'ny olona mi-kozy an'ilay kala nefa atsy ambadika izy no tena danze be....sa tsy izany ????:-D:-D
oy i xxx oe: (fantatro io xxx io hihihih)
ahona no fomba ahafantarana an'ilay olona fa tsy mijery ny any ivelany e?:o

Ilay izy aloha izany de manadiso ny olona mpitsara ivelany fotsiny, fantaro tsara ilay olona fa aza jerena fotsiny ny fihetsika ivelany.
ahona no fomba ahafantarana an'ilay olona fa tsy mijery ny any ivelany e?:o
24. totofy
(
28/03/2006 16:13)
ny fahitako azy dia hoe misy karazany roa ny joko-tsoriaka , ao aloha ilay tena hoe mandevin-tay an-tsalaka (hypocrite) fa ao koa ny vokatry ny timidité (tsy haiko ny mandika azy azafady)... dia rehefa eo anolohanao izy dia impréssionné be dia tsy mahavita n'inoninona fa après izy vao manala....
25. Fiffi
(
29/03/2006 03:44)
hoe mandevin-tay an-tsalaka (hypocrite):roll::roll::roll: fa angaha tsy azo lazaina tsotra hoe fihatsarambelatsia ?
27. pissoa
(
29/03/2006 13:53)
Veloo:Izany ony ry kala an :°):-D:-D:-D
te hirevy @ na kala izy tsy saha eo anatrehan'ny olona mi-kozy an'ilay kala nefa atsy ambadika izy no tena danze be....sa tsy izany ????
Inn ary no hidiran'ny mihatsaravelantsihy amin'ny hoe joko tsoriaka e!
joko anontanio an'ireo mpijoko ireo ny dikany :roll::-D:-D
tsoriaka ohatra hoe arivo tsoriaka :roll: na koa hoe nihazakazaka kely :-D:-D
Tsy hitako mihitsy izay hifandraisany @ mihatsaravelantsihy :-w:-w Raha ny fahalalako azy dia hitanao teo izy de nefa tampoka teo dia nanjavona (hihihi, nitsoriaka :-D:-D )
28. xxx
(
30/03/2006 01:49)
kala:
Ahoana no fahitanareo ny olona lazaina fa joko -tsoriaka?
Ny olona iray na lahy na vavy ka milamindamina fihetsika ve de azo lazaina fa joko tsoriaka?
joko tsoriaka = miseo endry imason'ny fianakams miaraka amina olona iray nefa zavatra hafa ny any ambadika
29. Fiffi
(
30/03/2006 04:25)
ka tsy hitako mihintsy ny tena dikan'io raha izany fa amiko dia fihatsarambelatsia hiany io !
30. kala
(
30/03/2006 05:48)
fiffi > tsy mitovy @ fihatsarambelatsihy ka!
mety le notenin'i veloo io manakaiky azy saingy hoatrany mbola tsy ampy ka!:roll:
zà koa ange tsy mahafantatra ê! sendra noresahina teny rehetra teny fotsiny de :-w anà
mety le notenin'i veloo io manakaiky azy saingy hoatrany mbola tsy ampy ka!:roll:
zà koa ange tsy mahafantatra ê! sendra noresahina teny rehetra teny fotsiny de :-w anà
31. Fiffi
(
30/03/2006 06:02)
kanefa rehefa mamaky ny valin'ny namana dia tsy hitako izay mahasamy hafa azy!
32. ari.malala
(
30/03/2006 06:53)
tsy d misy mahasamihafa azy ny joko tsoriaka sy ny mihatsaravelatsihy rehefa tena dinihina ka! samy mahay manafina daolo ihany.
33. ikalakintina
(
30/03/2006 08:26)
ari a!, ohatra le we lozana'nareo bibilava taranakiny menarana miatsara velatsihy ve zany de mitovy am le we lozanareo bibilava taranakiny jokotsoriaka?, angamba misy mahasamy hafa azy fa tsy haiko alou e!
35. kala
(
30/03/2006 10:54)
tsy haiko aloha fa ny mihatsaravelatsihy zany amiko de ohatra we tsy te-hiresaka @'ilay olona iray izy fa voatery de lasa mody mahay miresaka ery.8O:lol:
Izany we tsy tena ny ao am-pony no asehony fa manao mascarade kely izy :roll::roll: de maro ny olona manao io toetra io :twisted:
fa le joko tsoriaka zany:?::?: antsoy ndray bikakarenjy sao hitany ny fanafodin'io ê! 8)

36. radeeds
(
31/03/2006 04:24)
joko tsoriaka ve :raha dinihina toetra ratsy!:?
fa tsy de voafaritra loatra angamba le maha ratsy azy !
satria::?:raha vao mandainga zany de efa joko tsoriaka aloha?iza ary no tsy mbola nandainga e?
de za milaza zany fa misy joko tsoriaka karazany 2
le joko tsoriaka tsara:-*
de le joko tsoriaka ratsy:evil:
de le toetra raiki tapisaka angamba no tena tsy milay an :):D:twisted:

38. Veloo
(
31/03/2006 15:23)
oy i kala:
8O8O8O:-D:-D
oy i xxx oe:
kala efa olona roa no mitovy ipinion dia mbola tsy ampy?:-D:-D:-D:-D
mety le notenin'i veloo io manakaiky azy saingy hoatrany mbola tsy ampy ka
8O8O8O:-D:-D
oy i xxx oe:
joko tsoriaka = miseo endry imason'ny fianakams miaraka amina olona iray nefa zavatra hafa ny any ambadika
kala efa olona roa no mitovy ipinion dia mbola tsy ampy?:-D:-D:-D:-D
39. kala
(
01/04/2006 08:23)
andraso aloha zà hitsoriaka kely ary ananona ary hanamarina an'io ry veloo:wink::-$