pilôty kely aina

1. kala ( 13/03/2006 15:26)
Nandritry ny dia iray mampitohy kôntinanta roa no niseho ny tantara.

Mpandeha iray mipetraka eo akaikin'irony varavarankelin'ny fiaramanidina irony no nikiakiaka mafy nahita fa misy mirehitra ny faritra misy ny motera.:roll:

Fotoana fohy fotsiny dia nipanika ny mpandeha rehetra.8O8O8O8O

vetivety teo dia iny ny pilôty iray nivoaka avy tao amin'ny toerana nisy azy, ny elonaina (parachute) mipetaka ao an-damosiny niteny tsotra :
"aza taitra fa handeha hiantso vonjy zà ê!"
nefa hiporitsaka kay leiry :evil:
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:08
2. onjah ( 13/03/2006 15:46)
:-D:-D
3. Herimiafina ( 13/03/2006 15:49)
Vonoina fotsiny ilay maotera (turbo-propulseur) de tsy maninona iny koa. Somary ampidinina ambany ny fiara-manidina de amin'izany kely ny pression de tsy mandany kerozena.
De farany: tsy azo atao ny misaoty parachute amin'io karazana fiara-manidina io!
hehehehehehe=))=))=))=))
4. lapino ( 13/03/2006 15:51)
:-D:-D:-D
5. Herimiafina ( 13/03/2006 15:53)
=))=))=))=))
6. kala ( 13/03/2006 16:26)
HM > efa hoe mody atao an'izany fotsiny kou:wink:

antsoiko eo i DM fa:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 13/03/2006 16:29)
Kala: antsovy marina hoe i DM fa zah mantsy te hahita azy kanefa tsy sahy! hehehehehe=))=))
8. kala ( 13/03/2006 16:50)
kii! bedin'ny zandry vavy eo zà ka!:-$

andraso fa tonga eo izy ê! raha tsy hoe.... sao dia mba nandeha an'ilay avion teo ary izy.
an!an!an! kay ka :roll:

diam > pos aho aloha tamin'iny :wink:

diammmmmmmmmmmmmmmmmm tadiavin'i herimiafina hony njy. miafina ao izy fa sao bedin' dada sy neny:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 13/03/2006 17:01)
Kala a! efa hitako izy e! hehehe=))=))
10. watafon ( 13/03/2006 17:10)
:-D:-D:-D
11. Veloo ( 13/03/2006 17:28)
kala tsy ratsy iny retsy a:-D:-D:-D:-*
12. kala ( 13/03/2006 17:32)
merciiiiiiiiii veloo :-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*

misy hiaka-pofona ndray zao rehefa mahita an'io klé:evil:
13. Herimiafina ( 13/03/2006 17:35)
Inona izany ry Kala, mahita inona? hehehehe=))=))
14. Veloo ( 13/03/2006 17:56)
kala a tsssssssss tsy misy retsy a aleo oe jerena? :-D:-D:-D
15. cosabuena ( 13/03/2006 20:28)
:evil:
16. sasa ( 14/03/2006 04:31)
:evil:=))=))=))
17. bebe ( 14/03/2006 05:25)
ka ny hôtesy zany no yokony ho be aina fa tsy azoko8O

de inona ilay hoe miakapofona? tao anatin'ila rôplan ve:evil:
18. dadabe ( 14/03/2006 05:52)
kala> iza no miakapofona ?? ary milay ihany izany ny paikana piloty le :°)
19. diamondra27 ( 14/03/2006 06:56)
io ary 'nareo fa tezeran'i cosabuena an!
cosabuena: merci:-*:-*

kala: efa 'ty zà e!:-D:-D:-D:-D:-$moramora oa refa miantso ahy fa i dada 'zao efa tezitra, de bedy zà.
Efa nifankahita akia zahay sy HM d'efa :*:* be a! de miafina fa refa alina ihany vao manao an'io fa tsy sahy lery refa atoandro

bebe&dadabe: tena soara marina 'nareo tsy maharaka le miakapofona?:-D:-D:-D:-D
20. mamzelkely ( 14/03/2006 07:15)
diams< miakapofona aôna ky ry zareo :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537