pilôty kely aina
21. diamondra27
(
14/03/2006 09:55)
mamz: tsy zà akia io miteny oe: miakapofona io an! ni se tromper njy an!
22. dadabe
(
14/03/2006 13:10)
diamondra27 sy herimiafina ve kay miaraka e, arabaina izany fa mitombo indray ny kouple virtoalin'i serasera :^)
23. Herimiafina
(
14/03/2006 13:15)
Miaraka izahay fa mbola afaka miaraka amin'izay interessés retsaretsa, heheheheheh=))=))=))=))
31. diamondra27
(
14/03/2006 16:10)
aleo tohizana ary ambadika ary e!, eo fa tsy hiteny tsony zà:wink:
35. Mifenty
(
15/03/2006 19:46)
d aona no nefaran le piloty le, tena lozan lery ni plote fotsiny ngamba le
38. kala
(
17/03/2006 08:49)
mifenty > nandehandeha teny rehetra teny zà de nifanena t@'le pilôty de nolazainy fa voaroaka leiry de lasa mpanasa kilôty
40. zoklbfkfk
(
20/03/2006 10:52)
kay ve misy pilôte kely aina zany koa eto amin'ity serasera ity :-w:-w:-w:-w:-w:-w
misy fetsifetsy :*:*:*
misy fetsifetsy :*:*:*
