Esy aho e ry fitoviana e! ;-)
1. lapino
(
08/03/2006 21:21)
Nigrevy hono ny vehivavy mba ho afaka manao pataloha ohatra ny lehilahy, ary misy bragety. Asa na efa firy taona izay no azo io notakiana io, fa mbola ny lehilahy irery foana no mipipy mitsangana! :-w:-w
novalian'i xxx ny 31/05/2006 08:23
2. akamatiana
(
08/03/2006 21:39)
:-D:-D:-D kou maninn kou nareo no mikàkà mipetsa otsan'ny vehivavy iany :-D:-D:-P
4. Ragadona
(
08/03/2006 21:49)
Mba ady hevitra ity fa aza misy tezitra nareo vhv a : toa mahagaga tokoa fa hatramin izay eo amin ny tantara ary vao maika miha mahazo vahana eo amin ny fiaraha monina ankehitriny dia heverin ny vhv fa idealy foana zay ataon ny lhl ka ny fanatratrarana an iny matetika no faritany hoe fitovian jo ... asa fa mba constatation ny ahy io ary refa miady hevitra amin ny sipa dia matetika tsikaritra io zavatra io
5. naritsimba
(
09/03/2006 04:33)
Salama daholo e!
moa ve ny fitafy no tena notakian'ny vehivavy mba hitovy zo @ lehilahy?
Aoka tsy ho tadiavinareo vehivavy ovaina ny voalazan'ny SORATRA MASINA na ny BAIBOLY satria inoako fa Kristiana ny ankabeazanareo vehivavy ato na dia hoe tsy 100% aza. Tsarovy ity voalazan'ny Soratra Masina ity satria maro aminareo vehivavy indrindra rehefa manam-pahaizana no mitady ho lohany @ zavatra rehetra izay atao nefa tadidio fa voafetra ny zavatra azon'ny vehivavy atao na aiza na aiza.
"Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa Lohan'ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena".Efesiana 5:23
Ny tena nitoloman'ireo vehivavy ka nahatonga ny 8 Mars raha ny voalaza dia ny hahazo mifidy tahaka ny lehilahy, manan-jo hianatra toy ny lehilahy , mahazo fidiana fa tsy sanatria zavatra hafa.
Ny ankabeazan'ny vehivavy dia mandika vilana io fitovian-jo io ka mitady handika ny lalana voa-janahary.
Misaotra e!

6. fasaly
(
09/03/2006 04:55)
ragadona ka zay no maha vevavy ny vevavy ka!
te hiady hanana ny tsara sy hivoatsa ary hisongona ny lehilahy ny farany:-D
te hiady hanana ny tsara sy hivoatsa ary hisongona ny lehilahy ny farany:-D
7. Fiffi
(
09/03/2006 05:47)
Ny ankabeazan'ny vehivavy dia mandika vilana io fitovian-jo io ka mitady handika ny lalana voa-janahary.raha mitaky ny hitovizan'ny karama nefa mahay noho'ny lhl na ny fandraisana andraikitra vitan'ny vhv ary maro tokoa izy io dia midika ve izany hoe mandika vilana ?
8. Ragadona
(
09/03/2006 05:56)
Mandika vilana raha ohatra ka hoe ny lhl mipisy ao ambody poto dia mba hanao eo koa zahay....
9. sipagasy
(
09/03/2006 06:42)
ok mety voasoratra ao anatin'izany boky izany fa ny lahy no alohan'ny vavy, fa tsy voatery ny hanaiky izany izahay vehivavy kosa kannn, manana ny zoanay izahay izao na dia tsy mbola azo 100% aza ho an'ny rahavavinay any @ faritra sasany ohatra ny any @ tany tavaratra, euuhhh arabo mantsy e!ary ataoko fa any Madagasikara dia tsy misy intsony koa ny kitay telo an-dalana eo @ fanambadiana, na dia voasoratra ihany koa aza izany.......
10. kala
(
09/03/2006 07:18)
naritsimba > ekena =D=D=D=D=D
lapino > tsy haiko na mandray vilana na mandika vilana zà fa le fitakiana fitovian-jo ange ka tsy eo @ resaka fomba amam-panao an-davananandro ê!8O
amiko raha fitovian-jo de @ zvt tsara fa tsy we mampirafy ny lhl maro @'iao vaninandro iainatsika zao de lasa koa ry vhv (kely saina!) we mitovy zo ê!ndao na efa hita fa hoany an-kady sy afobe ny lalana haleha.8)
raha ny fomba fiakanjo ndray : mahazo manao zay tiany ny vhv raha ny fanaovana pataloha ohatra no raisiko...ny lhl ko mahazo mi-zipo sy misitiringy raha izay no mahadiavolana ny sainy...
fa le we mipipi mitsangana ndray : drôle d'idée!
Zay tsy hiady ny fitoviana amin'io klé

11. majakely
(
09/03/2006 07:31)
io lazain'i naritsimba io no tena izy ,,tsy resaka fitafiana sns,,, zahayy vehivavy tsy te hitovy tanteraka aminareo lehilahy izany,,,ary tsy misy ifandraisany am le 8 mars io resaka drôle be io hihihihihi ,,,
12. andry44
(
09/03/2006 08:06)
Misy tranga de hafa kely ity tantaraiko ity ary hitako isan'andro aty@ny tany misy aty aty!aleo aloha hi-=))=))be fa tena tsy zakako intsony izy izany!
Ny lehilahy aty de mipetraka doly refa mipipy!
Ny efa hitako koa tany Benin indray ity de nisy vehivavy mandeha eny@ arabe eny,eny @sisiny moa izany ,miloloha zavatra ato anaty koveta izy io de nijannona izy.Inona no nataony hoy nareo?Nipipy nitsangana:-D:-D:-D Raha nitondra appareil aho t@ izay de tena intéressant tsara b

13. pissoa
(
09/03/2006 08:31)
Andry, enao kou zany mipipy mipetraka? :roll:=))=))
lapino :-w:-w =))=))
lapino :-w:-w =))=))
kala:K'hita wa ry kala ... mody avadik'ireo an'izany foana le resaka :{:{:{
tsy haiko na mandray vilana na mandika vilana zà fa le fitakiana fitovian-jo ange ka tsy eo @ resaka fomba amam-panao an-davananandro ê!
14. lapino
(
09/03/2006 08:49)
Ny lehilahy ange mipipy mipetraka ihany indraindray e! Toa tato ihany aza no nahitako an'le hoe: "Na iza bokony na iza mahery, tsy maintsy mamany rehefa mangery" ?
Izany hoe ny lehilahy izany "passe-partout"! (izay handraisana ny hevitry ny teny tsy maninn :wink:)
Fa mahafinaritra aloha mba vehivavy be saina daholo no hitako eto e! Efa kôpy daôly hoe ny maha-lehilahy sy ny maha-vehivavy mihitsy no tsy itovizana. :wink:
naritsimba >>> ny lahy no lohan'ny vavy
sipagasy >>> ny lahy no alohan'ny vavy
Inona àry no mahasamihafa an'ireo?
Kanefa ilay voalohany mety foana, fa ilay faharoa miankina @ position no mahamety azy! :wink:

15. xxx
(
09/03/2006 09:01)
Na lohan' ny vavy hianareo lehilahy na inona lazainareo dia ataovy tsara ao anaty lohanareo fa tsy nisy hianareo lehilahy raha tsy izahay vehivavy.
Ary hianareo lehilahy ny hery sisa no tsy mitovy eo @ lehilahy sy vehivavy fa ny ankoatr'io hery (sandry)io dia sahiko ny miteny eto fa efa mitovy aminareo lehilahy izahay na tsy hiady hitovy zo aza .
Eritrereto tsara anie .
fa aza dia manao izany .

17. pika
(
09/03/2006 09:15)
misy lhl voatsindrona a voatsindrimbehivavay indray tany ho any a :-D:-D
ny hery no tsy mitovy fa mbola misy ny lhl milaza fotsiny hoe lohan'ny vhv nefa ny hevitra zéro dia faly manao loaha..... fotsiny
ny hery no tsy mitovy fa mbola misy ny lhl milaza fotsiny hoe lohan'ny vhv nefa ny hevitra zéro dia faly manao loaha..... fotsiny
18. ravakamalala
(
09/03/2006 10:39)
lapino > Na iza bokony na iza mahery, tsy maintsy mamany rehefa mangery" ?
=))=))=))
=))=))=))
19. pissoa
(
09/03/2006 13:33)
lapino:=))=))=))=))
"Na iza bokony na iza mahery, tsy maintsy mamany rehefa mangery" ?
20. kinaoly
(
09/03/2006 13:51)
naritsimba > fa aona no tokony andraisana an'io teny io , satria ra azoko ny tinao lazaina de izao : manana zo hianatra sy hiasa ny vhv saingy tsy voatery ho lohany @ zava-drehetra satria voafetra ny zava-bitany - afaka manome sehatra iray ve enao hoe voafetra ny zava-bitan'ny vhv fa tsy maintsy lhl iany no lohany ? ny hitako atramzao manko de sakanana tsotr'izao ny vhv @ sehatr'asa sasany (oh : bâtiment' miaramila etc...) fa tsy we voafetra ny zavatra hainy ao. ny lhl ndrindra ary no tsy afaka hitondra zaza 9 volana ankibo sy andatsaka azy. tsy aleo ve lazaina we samy manana ny spécialité-ny io ka ra mitondra fiara no hain'i ramatoa fa mitaiza zaza sy mahandro hanina no hain'i rangahy de hifampizarana fotsiny ny raharaha e.
na ny herim-batana na ny herin-tsaina de mitovy daholo kou maninn no hisy lohany sy ho entina zany ? :°)
na ny herim-batana na ny herin-tsaina de mitovy daholo kou maninn no hisy lohany sy ho entina zany ? :°)