Esy aho e ry fitoviana e! ;-)
41. fijo
(
18/03/2006 04:38)
ny baiboly izany efa milaza hoy naritsimba fa nylahy no lohany,raha mijery ny bokim pianakaviana koa ianareo,dia misy izao soratra izao ao:ity boky ity dia tehirizin'ny loham pianakaviana.
amin'ny lalana gasy anefa dia mazava fa :"ny lahy no misafidy ny toerana hipetrahana eo amin'ny mpivady"
ary hoy koa ny gasy,raha miresaka momba ny vehivavy manambady izy:" manarabady anie ireny e"
izany rehetra izany dia manaporofo fa misy lohany ary misy tarihana eo amin'ny lahy sy vavy.ka ny lahy no lohany mitarika,ary vavy no tarihana;
ka inona marina ary ity fitakiana zo tadiavinareo ity ry sipa manja isany ô

42. kinaoly
(
18/03/2006 10:25)
fijo> ze te hanaraka aleo anarak fa tsy olana =))
fa eritrereto ane hoe ny lhl fona no mandidy satria "lohany" izy e, za aloha tsy te ahita. tsy le teny hoe "lohany" anie no olana e, fa ny fampiharana azy eo @ fiainana.
tsy haiko aloha fa za mahita hoe ry zareo vhv kosa tsy misy miady lohany @ lhl zany e, sa... aona ouzy nareo ry zavavy sy ramatoa :{:{
see.... matoa miady lohany hono ny lhl manamafy hatrany ny maha"lohany" ) araky ny fiteny malagsy de satria mahatsiaro tena ho ......fitombenany =))=))
"l'égalité dans la différence" - miala tsiny amlay teny nindramina

45. sakaizakely
(
25/03/2006 13:48)
Nigrevy ny vhv mba ho an'ny fitovianjo sy ny fahafahana fa tsy noho kilaoty sy ny bragety akory. Raha mba tafakatra na dia kely fotsiny ambonin'ny valahana aza ny fisainanao dia ho tsapanao izany.:oops:
lapino:
Nigrevy hono ny vehivavy mba ho afaka manao pataloha ohatra ny lehilahy, ary misy bragety. Asa na efa firy taona izay no azo io notakiana io, fa mbola ny lehilahy irery foana no mipipy mitsangana! :-w:-w
46. xxx
(
25/03/2006 17:02)
aleo hitovy le zo sao tratranty tantara kely ty hoe : refa nanontaniana zany le vhv oe manahoana izy zao ramatoa de hoy izy hoe tsita fa mafy e ary refa nanontaniana ndray ary le lhl de hoe manahoana izy zao rangahy de hoy izy lalina e :-D:-D
48. Fiffi
(
25/03/2006 18:23)
ny iray fea hoe lhl , de ny iray vhv efa tsy mitovy eh ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. lapino
(
09/04/2006 18:15)
sakaizakely:
Nigrevy ny vhv mba ho an'ny fitovianjo sy ny fahafahana fa tsy noho kilaoty sy ny bragety akory. Raha mba tafakatra na dia kely fotsiny ambonin'ny valahana aza ny fisainanao dia ho tsapanao izany.:oops:
Aza tezitra mà 'nao fa smonga ny ahy e! :^):wink:
51. pissoa
(
10/04/2006 07:45)
lapino, fa aiza aza ny fisainan'lah ity e :wink:=))=))
Ahan :@:@ Iza leitsy izany vinitra izany ry Herimiafina :{:{

54. lapino
(
10/04/2006 12:27)
Ka tsy takatry ny fisainako ilay valahako ko! :-D:-D:-D
Raha valahana hafa manko mety mba ho azo akisaka ny ôrizinn :-D:-D

55. pissoa
(
10/04/2006 12:30)
Kay mbola ambany ... neveriko fa eo am'valahana ilay izy no nahatonga hoe raha tafakatra ambony kely =))
56. lapino
(
10/04/2006 12:47)
Rehefa midina ny valahana tsy maintsy hoe mahatakatra ambonin'ny valahana ihany izy! Za ngah no tsy hipetraka? :-D:-D:-D
57. lapino
(
10/04/2006 12:48)
Ary zay vao azoko am'zay, hoe fa maninona no tafakatra ambonin'ny valahana ny fisainanareo kle! =))