Esy aho e ry fitoviana e! ;-)

21. Ragadona ( 09/03/2006 18:22)
Tsy hisy zavatra ho vanona mihitsy raha hafatoka amin ny fifaninanana amin ny lhl ny fitadiavan jon n ny vhv. Tsy hoe akory hanana izay zo ananan ny lhl rehetra akory no tokony hiadian ny vhv, lany andro eo raha izay, misy koa ny zon ny vhv izay tsy ho ananan ny lhl mihitsy,satria tsy ho possible izany. Fampiononana daholo ny filazana fa mitovy na hitovy, tsy hoe akory aho miteny hoe misy ny ambony ary misy ny ambany fa kosa sasanangy samy hafa izay tsy maintsy ho ekena na tiana na tsy tiana. Misy aloha ny zavatra fototra izay tsy maintsy itovizana ary tsy rariny raha izany no ifanavahana(asa, safidy, fahafahana ....) fa misy kosa ny zo vokatry ny fahafahana natoraly, ka samy manana ny azy manokana ny lhl sy ny vhv amin io fa tsy misy hoe ambany na ambony. Sorisorim piarahamonina (éternel)no vokatry ny fandavana an io satria tsy possible ny hampiova an io raha tsy hoe anga bilogiquement ovana ho lahy na vavy daholo ny olona
22. naritsimba ( 10/03/2006 05:03)
xxx> i Adama no nataon'Andriamanitra voalohany ary teo @ taolan-tehezan'ny lehilahy no nakana ny veivavy noho izany dia ny lahy no talohan'ny vavy fa dia aza terena hanaraka ny hevitrao ny voasoratra.
Hitako ianao no tsy sahy miseho fa miafina angamba sarim-bavy ko!
23. Fiffi ( 10/03/2006 05:13)
naritsimba: :-D:-D:-D
24. sipagasy ( 10/03/2006 06:18)
mmhhh lasa film be ilay resaka fitovian-jo klee hihih
25. pika ( 10/03/2006 08:27)
natao hifameno re ny lhl sy ny vhv e matoa samy nasiana
ny tsy takatry ny iray azon'ny iray noho izany tsy tokony hisy fanavankavahana
26. naritsimba ( 10/03/2006 08:28)
kinaoly> tsy namorona akory zà fa lalana voa janahary io zavatra io, isika olombelona dia tena tia manova ny lalana nataon'ilay mpamorona antsika ka izay no miteraka zavatra tsy ampoizina mitranga eto @ ity tany ity satria te hifaninana @ Andriamanitra izay namorona isika. Vakio tsara io voalazan'ny ragadona io, misy ny lalanan'ny natiora izay tsy azo ovana, fa misy kosa lalana izay noforonintsika olombelona izay nataon'ilay mpamorona azy hanambaniana ny hafa noho izany dia io no takiana sy itolomana mba hitovizana fa tsy misy ny ambonin'ny lalana na ambanin'ny lalana.
Eto Madagasikara dia mitovy ny zon'ny lehilahy sy ny vehivavy raha eo @ sehatry ny asa fa ny mpampiasa no tompo-tsafidy na lehilahy na vehivavy no ho raisiny hanao ilay asa.
27. lapino ( 10/03/2006 09:27)
pika:
natao hifameno re ny lhl sy ny vhv e matoa samy nasiana

Ka izay indrindra ange e! Ny maha-lehilahy sy ny maha-vehivavy mihitsy no tsy itovizana, dia ireo ihany koa no natao hifameno! :wink::wink::lol::lol:
28. kinaoly ( 10/03/2006 17:00)
naritsimba> miara-manaiky @ise aho hoe misy ny lalana voa-janahary tsy azo ihoarana - ohatra ny fiterahana - fa tsy ekeko kosa ny hoe satria "voasoratra ao anaty baiboly hoe nalaina t@ taolan-tehezan"'i mose adama i ramatoa eva dia i ramose adama zany no tonga taloha noho izany dia izy no "lohany". amiko mifameno ny lahy sy ny vavy satria voasoratra koa hoe " tsy tsara raha irery ralehilahy" fa tsy hoe nataotaoNy fotsiny i eva.
raha ohatra ka izay hevitrao no iaingana dia azo tenenina koa izao zany hoe : "ny lehilahy no tonga taloha tety an-tsany satria nanao vakiraoka aloha Andriamanitra fa ny vehivavy no tena asa matotra satria nahitsiny tao aby ny fahavoazana hitany t@ vakiraoka" =))=)) - ny lahy tsy hanaiky ho entin'ny vavy tsinona ary ny vavy tsy hanaiky ho entin'ny lahy na oviana na oviana fa lany andro eo am-pifanonganan-toerana eo fotsiny :°)
ny tsy fitoaviana akory tsy midika hoe tsy maintsy hisy foana ny ambony sy ny ambany. amiko dia sakamalaho sy havozo io ka samy manana ny hanitra ho azy
29. Veloo ( 10/03/2006 18:00)
Nigrevy hono ny vehivavy mba ho afaka manao pataloha ohatra ny lehilahy, ary misy bragety. Asa na efa firy taona izay no azo io notakiana io, fa mbola ny lehilahy irery foana no mipipy mitsangana!

=))=))=)) tsy ratsy kle
30. Achia ( 10/03/2006 20:49)
fa ny lhl hoa be atidoa be eo nefa raha vo ilozan@ny vhv misy mamono tena mitsy e .Fa ny vhv koa lo ndray2 refa omena zo de midingindrambo e
31. Veloo ( 13/03/2006 02:43)
8O8O:roll:
32. kala ( 13/03/2006 07:27)
lapino > =))=))=))=))=))=))=))

na de xxx aza de =D=D=D=D=D fa hoatrany fantatro ihany io kty...:-w:-w:-w:-w

kinaoly > :-w f'angaha :wink:
33. Fiffi ( 13/03/2006 09:52)
fa ny lhl hoa be atidoa be eo nefa raha vo ilozan@ny vhv misy mamono tena mitsy e .Fa ny vhv koa lo ndray2 refa omena zo de midingindrambo e
:roll::roll::roll:
34. akamatiana ( 13/03/2006 14:52)
:roll::roll::roll::roll:
35. Herimiafina ( 13/03/2006 15:02)
:roll::roll::roll::roll:
36. Veloo ( 13/03/2006 18:18)
:-D:-D
37. kinaoly ( 14/03/2006 12:02)
kala> mba fotaneeeee :°)
38. Veloo ( 15/03/2006 01:56)
8O8O
39. ari.malala ( 15/03/2006 12:56)
Ragadona> =D=D=D=D=D
40. Veloo ( 15/03/2006 20:10)
efa natao ho samy hafa mihitsy ny la sy ny vavy e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3942