IO toaka io, pelaka

1. rafozanasket ( 24/02/2006 16:44)
Nisy bandy pelaka nandalo tamna bar ka nanontany hoe: aiza no misy bandy azo amboarina? dia namaly ilay barman hoe: io bandy mamo io amboarina dé ametrao vola. Dia nony tonga ny maraina gaga be ilay bandy mamo fa nisy nametraka vola, ka lasa indray nividinany toaka dé mamo ndray lery.
Nandalo indray lé pelaka ka namboariny ndray lé mbady mamolava, dia ohatrin'izay foana nandritry ny herinandro.
Farany tsy hita tsony lé mamolava, ka indray andro hitany lé barman ka nanontaniany fa ahoana ialah lty no tsy nisotro toaka intsony a? Dé ouz lery namaly: tena mankaraty vody be lé toakanareo lé.
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 21:10
2. Fiffi ( 24/02/2006 17:49)
3. pissoa ( 24/02/2006 17:55)
8O8O8O
4. lapino ( 24/02/2006 18:29)
8O8O
5. diamondra27 ( 24/02/2006 19:11)
:-D:-D:-D
miandry ohatran'izany ve vô tsy hisotro toaka tsony?:-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 24/02/2006 19:17)
Otsan'ny tiko anjamana be zany toakan'ileiry zany klé. hehehehehe=))=))
7. mirana5 ( 24/02/2006 19:30)
tsiiiiiiiii!!!!!
8. Fiffi ( 24/02/2006 20:12)
8O8O8O8O8O8O
9. Fiffi ( 24/02/2006 20:25)
Otsan'ny tiko anjamana be zany toakan'ileiry zany klé.
8O8O8O
10. Veloo ( 24/02/2006 20:54)
8O8O8O8O
11. xxx ( 24/02/2006 21:13)
rafozanasekt > ary tao amin sekt tao angamba zany bandy zany a :wink: :-D:-D
12. Herimiafina ( 24/02/2006 21:26)
Fa amboarin'ilay pelaka ahoana ary i nedala e? hehehehehe:-D:-D
13. fijo ( 25/02/2006 05:02)
milay koa iny kle,hi hih i
14. rurik ( 25/02/2006 08:39)
inona angaha le we pelaka8O8O8O
15. vancleef ( 25/02/2006 08:55)
rurik>pelaka = pédé
16. kala ( 25/02/2006 08:58)
din ty herimiafina ê!

rurik > pelaka zany ange ka homosexuel ê! :-D:-D
17. rafozanasket ( 25/02/2006 09:06)
rurik:

inona angaha le we pelaka8O8O8O

PD

18. lapino ( 25/02/2006 09:48)
=))=))=))
19. diamondra27 ( 25/02/2006 10:42)
fa maninona kosa tsy andrasany @ izy normal iny vao amboariny fa iandrasany avy misotro toaka e? @ zay mety tsy maharary klé

HM: sarotsarotra ihany aloha vo mahita le toaka e!mila mande ao @ le bar :-D:-D:-D:-D
20. pissoa ( 25/02/2006 12:06)
HM:
Otsan'ny tiko anjamana be zany toakan'ileiry zany klé. hehehehehe
Elah mou henjy be ô :°):°)
diamondra:
fa maninona kosa tsy andrasany @ izy normal iny vao amboariny fa iandrasany avy misotro toaka e? @ zay mety tsy maharary klé
Hihihi - ngô de maka plansy raha normaly knou :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1673