IO toaka io, pelaka
21. kiali
(
25/02/2006 14:31)
Herimiafina:
Otsan'ny tiko anjamana be zany toakan'ileiry zany klé. hehehehehe=))=))
andramo de marary ny vodin'elah avy eo eh! :lol::lol:
22. dadabe
(
25/02/2006 14:56)
humm raha izao no mitohy de aleo ihany hiomana @
Pilansy asina pipitsokatra sady alona anaty asidra kiloridrika sady feno somisika,no asina fantsika miranty sy paingodantelina mivoka, de aveo hapetako ao @ derika ao kle ,
sao dia hivadika taranja hatramin'i HM le
:°):°)

24. dadabe
(
25/02/2006 15:08)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 25-02-2006 18:57:16
Lohateny : Re : IO toaka io, pelaka
Ka le PD mitsy no tsy hay? Pour Dedier ve?
le bandy mitady vodina kofy izany ry diams a
de aleoko mailo sao hisy kotrobaratra eo kle :{
25. pissoa
(
25/02/2006 15:10)
Hanomany plansy any ihany i HM io ry ledada fa ohatran'ny tsy mazava ah =))=))
30. dadabe
(
26/02/2006 10:49)
:°)yeee tara toi fa mahaiza ihany mitandrina sao hiptihan'ny afo a, ny kotrobartra izao efa hipoka
36. kala
(
27/02/2006 11:27)
nivadika ny sijé : mbola io ndray le plansy sy ny forongony.:°)
Aleo aloha avoaka mihitsy ny devoly ato fa sadylava rambo, misy tandroka - mbola hisy varatra kou!
Nenyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy â!alaovy zà fa matahotra:cry:
Aleo aloha avoaka mihitsy ny devoly ato fa sadylava rambo, misy tandroka - mbola hisy varatra kou!
Nenyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy â!alaovy zà fa matahotra:cry:
37. diamondra27
(
27/02/2006 11:38)
fa taiza koa no nahalalan'i dadabe 'zany pelaka 'zany?
Manafina an!
Manafina an!
39. ari.malala
(
27/02/2006 13:32)
Hahaha, tena niova taranja ve i HM? ary hay v mbola ao ihany ny fataon'i dadabe e :-D:-D:-D