mitady akama

1. colar ( 23/02/2006 11:26)
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih
novalian'i njakal ny 15/05/2006 12:07
2. mamzelkely ( 23/02/2006 11:41)
de mbola ts tafiditra fôna zay tsssssss:(
3. doka ( 23/02/2006 12:48)
colar:

mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih

tongava e

4. Fiffi ( 23/02/2006 13:30)
hoy colar:
message
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih
zay indray vao hita? 8O
5. lemenakely ( 23/02/2006 15:03)
aiza izy izany e elaela an
6. Veloo ( 23/02/2006 15:48)
7. pissoa ( 23/02/2006 15:59)
Angaha indry tsy vehivavy ry mamzel :roll::-D:-D:-D
8. Fiffi ( 23/02/2006 16:08)
9. Veloo ( 23/02/2006 19:23)
8O8O
10. mamzelkely ( 24/02/2006 05:30)
pissoa< vhv za ka fa ts any frantsa:°)
11. fasaly ( 24/02/2006 05:33)
hiodina ho aiza hono io colar io e!:roll::roll::roll:
12. Fiffi ( 24/02/2006 05:52)
13. rurik ( 24/02/2006 06:53)
fasaly:

hiodina ho aiza hono io colar io e!:roll::roll::roll:



fasaly any france hono ee!
14. ari.malala ( 24/02/2006 08:30)
ndao ary e, za vonona :-D:°)
15. mamzelkely ( 24/02/2006 10:07)
za ko vonona ny hande ho any k'ty :°)
16. Angie ( 24/02/2006 11:03)
tandremo sao naleo njay no voaodina eo an :lol:
17. Veloo ( 24/02/2006 16:31)
za ko ande 8O
18. fasaly ( 24/02/2006 16:33)
ary tena nahazo kil bdb i colar zany kou! nazoto hande dooly ny sipa, aiza enao colar a! efa vonona ny mpiodina ato:-D
19. Fiffi ( 24/02/2006 20:23)
za ko ande 8O
20. mamzelkely ( 27/02/2006 05:28)
de rond point aiza klou no hiodinana ee:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2683