mitady akama

21. Fiffi ( 27/02/2006 05:57)
miodikodina ao dia tonga ko! :-D:-D
22. Angie ( 27/02/2006 07:35)
"Miodikodina less a ity tanintsika ity ka mahaiza fetsifetsy ah sao elah dia mikodia... "

Tandremo colar sao fanina miodina @ reo sipa be dia be ireo an :D

23. ari.malala ( 27/02/2006 10:13)
an an an, refa fanina izy d efa bdb ny afaka manarina anazy ko :-D:-D Angie nga tsy hande?
24. colar ( 27/02/2006 10:53)
fa maninn alo no akama tsy ao france no be mamaly e,hihihihii,aleo ovaina ndray ary ny lalana e,iza no afaka vangiana sy afaka mandray fa ho avy za,merci o
25. mamzelkely ( 27/02/2006 10:55)
de refa fanina de bdb kony sipa faka hanao boussa bousse:-D:-D
26. diamondra27 ( 27/02/2006 11:05)
colar: f'angah tsy nisy namaly le antsonao indray mande iry oe: mampiantrano namana enao, olona 3,.....Kza maninona raha ry zareo indray no mampiantrano anao? sa nisy kombaka? Mba tantarao aloha e!
27. Veloo ( 27/02/2006 15:53)
:-D:-D:-D
28. colar ( 28/02/2006 07:59)
tsy nisy tonga ny olona ko,tsisy kombaka zaqny ato ka,mbola miandry zay ho avy e,
29. diamondra27 ( 28/02/2006 16:57)
ataovy matotra tsara e!sao de tsy ni-proposer-nao ho any venise kosa ry zalah de tsy tonga.
Asio itinéraire de jereo ny valiny raha tsy be ny demande.

Ny olona sasany nge @ 'zao fotoana sady tsy te hiala ny any ampaosiny no mila tolorampotsiny e!:-D:-D:-D

tonga @ fitenenana oe: les gens aiment le beurre et l'argent du beurre.:wink:
30. colar ( 04/05/2006 07:41)
tsy afaka manome zavatra tsy hovita kosa e,zay vita ihany no tenenina,tsy zakan tsena le ho any venise:-D:-D:-D,fa ra hanao tour ny roma de vita ,de ny trano ko vita,tsy mando hotely,ny kaly njay ny sasany ihany fa tsizy rehetra ,de zay
31. ikalakintina ( 04/05/2006 07:51)
tsy naharaka angamba za!, fa aiza i colar de ho aiza de hanonona, de mitady hampiantrano aiza?, de mitady namana hiara ihira sa? be fanontaniana beu za fa tsy naharaka e!, azafady o!
32. njakal ( 15/05/2006 12:07)
manahoana daholoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2764