mitady akama
1. colar
(
23/02/2006 11:26)
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih
répondu par njakal le 15/05/2006 12:07
3. doka
(
23/02/2006 12:48)
colar:
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih
tongava e
4. Fiffi
(
23/02/2006 13:30)
hoy colar:
zay indray vao hita? 8O
messagemba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih
zay indray vao hita? 8O
18. fasaly
(
24/02/2006 16:33)
ary tena nahazo kil bdb i colar zany kou! nazoto hande dooly ny sipa, aiza enao colar a! efa vonona ny mpiodina ato:-D