VEHIVAVY SENSUELLE

1. diamondra27 ( 22/02/2006 06:19)
Tairo indray. Ahoana ny fandehan'io
novalian'i bebe ny 09/03/2006 13:24
2. naughtyboy ( 22/02/2006 07:47)
Io ko zany samy manana ny famaritany azy fa hoy za hoe na lahy na vavy de misy azy io manambara ny falalahampony io e,fatokisantenany sns de mety lasa antsoina hoe sexy ko le olona eo @ molotsa eo matetika no milaza izy io sy ny rafibatany oul iray
3. radidy ( 22/02/2006 07:59)
:-D
4. xxx ( 22/02/2006 11:24)
mba hazavao tsara ny atao hoe vehivavy sensuelle fa tsy azonay e!!
5. vale ( 22/02/2006 15:45)
ie, ny molotra ko alou tena mijouer rôle be @ le izy e, dia ny fihetsika sy ny fijery koa kà, za izaho mahita an'i Marylin Monroe tena sensuelle be mihintsy:^):^)
6. vale ( 22/02/2006 15:46)
:oops::oops::oops:oadaryyyy, hay ve resa_delahy ity misy le sujet ity eh! miala tsiny ôô!:oops:
7. fasaly ( 22/02/2006 15:47)
ny ahy ny maso no tena ahitàko anlay oul hoe snesuelle de ny paozy ny fihetsiky ny vatana zany e! ié de ny molotra ny feo njinjainjinja....:P
8. Jorobe ( 22/02/2006 16:21)
ny ahy indray na ny molotra,ny fandeha ny paozin'ny ratsan-tongotra,....ny fomba fandraisany stylo na sotro....8)dia ahalalako na "sensuelle" izy na tsia.Mazana "charmante" ny sipa "sensuelle" natsy dia voatery ho "belle".Nefa inona koa moa no atao tsara?ny tiana hono mitombo tarehy8)
9. sedra ( 22/02/2006 16:43)
kôzy ve zany !!!!!
10. Veloo ( 22/02/2006 17:44)
fasaly a resa-dahy aky ty a :-D:-D
11. fasaly ( 22/02/2006 19:30)
:?:roll:
12. fasaly ( 22/02/2006 19:30)
veloo mba mitsaoingoka kely aky a!:-D
13. raday ( 23/02/2006 07:12)
Tsary haiko zany ry reto a!:(
14. diamondra27 ( 23/02/2006 07:47)
'za aloha tena tsy mahay e! fa misaotra anareo rehetra namaly
15. fasaly ( 23/02/2006 08:20)
ka ato antsaiko lay izy, lay fihetsika rehetra fa tsy tafavoakako ny manazava azy eto e! quoique manazàva azy aminareo ny fihetsika mivantana angaha de mazava tsara:wink: fa saingy injisy mbola virotoaly de tsy ho hitanareo ihany na hanao fiehtsika toa inona aza aho ato ambadiky ny écran:-D:-D:-D aleo rehefa realy tsika de ho hataoko e:-D:-D:-D
16. kala ( 23/02/2006 14:29)
miditra à resa-dehilahy ndray aloha veloo milay â! Ry zareo az mba mitsirika atsika ary kou..
Zà aloha de mitovy fomba fijery à jorobe :!: na veh aza zà de mahita fa tsy voatery ho tsara ny vhv ray vao we sensuelle. Fa matetika miaraka @ charme ny fihetsiny sy ny fombafombany no ahitana azy io.
Ny eo @ tarehiny moa de mazava hoazy fa ny molony sy ny fijery somary :wink: iny.
Ka zahay sy fasaly mitovy kou! na hanao fihetsika aza de tsy hitanareo akory:-D
17. Veloo ( 23/02/2006 17:44)
ie tsara ny miresaka fa jereo tsisy la miditra miteny akory anie e:-D:-D:-D
18. fasaly ( 23/02/2006 18:17)
de aleo asiantsika vehivavy ato ny resaka zany fa reo koua toa tsy mahalala sy tsy mahafantatra vevavy sensuelle zany:-D:-D
19. diamondra27 ( 24/02/2006 11:00)
ka mbola tsy nahita angamba ry zalà koa!

ilaozanjy zala mijerijery fotsiny:-D:-D:-D
20. vale ( 24/02/2006 11:04)
:roll::-D:-D:-D asevo mijery an'i Marylin Monroe mihira an'le happy birthday mr president iny zareo :P :P:P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6595