VEHIVAVY SENSUELLE

41. lilbon ( 01/03/2006 07:44)
sensuelle = aiguise les sens mhm!
asio angola kely aloha ry fasaly hijerentsika azy a!
de asio zeste kely ry diams 27 a
42. fasaly ( 01/03/2006 08:26)
lilbon efa manao ato ambadijy ny écran fa tsary misy mahita kou!:P efa ho tapaka ato ny ozatra rehetra am angola....:°)
43. andry08 ( 01/03/2006 17:11)
=))=))=))=))=))=)) sensuelle ahoana ary e?
Efa mihezaka be ve dia mbola tsy hitanareo foana?
Mety ho tapaka marina ny hozam-bava, ny hozatra eo @takolaka rehetra io.Marina fa ity aloha tsy sensuel mihitsy e!:@:@:@
44. fijo ( 02/03/2006 04:49)
fasaly za izao mijery sary ato misy tena avy dia maha te hitsentsitra izany ko
45. fasaly ( 02/03/2006 05:25)
fijo::-D:-D sary aiza ndray zany io lay mifoka sigara i sa lay tapatsinaysa lay mitranga lela kely itsy:-D:-D
46. kala ( 02/03/2006 07:30)
diam > in ty lazainjy?:-w:-w:-w

lilbon > ampiana angoty kely le angola ê!:wink:
47. diamondra27 ( 02/03/2006 08:14)
kala: ka tsy marina indray ary ve io voalaza io fa aza odiana fanina e!

etsy ihany aloha HM fa aza bedesina 'za e (l)(l)(l)(l):*:*:*:*:*:*:*(l)(l)(l)(l)(l
48. kala ( 02/03/2006 12:26)
diam > ddb aza tsy mahalala akory ny dikan'izany ê!

tsy mody fanin zà fa tena fan :wink:

anjaranareo tanora ndray zao ny mifa:* ato

HM > tongava malaky eto
49. fijo ( 02/03/2006 21:29)
fasaly,le sary tena izy ka
50. diamondra27 ( 03/03/2006 00:44)
kala: tena fan an!:wink:
51. kala ( 03/03/2006 06:59)
fanatika no saika tiako soratana fa tapaka ny feeling-ko:-$
52. diamondra27 ( 07/03/2006 13:31)
eo fa tsy lazaiko n'iza na iza e!
:wink::-$:-$ sekire
53. kala ( 08/03/2006 06:13)
an!an!an! ka andraso aloha halaiko tsara njay le feeling de zay vao miresaka :wink:
54. diamondra27 ( 08/03/2006 07:01)
haingàna ary sao voasongon'ny sasany eo an!
sa tsy koi 'zany?
55. bebe ( 09/03/2006 13:24)
f'angaha misy mitady hisongona sahady i kala 8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O

kala > tehirizo tsara ilay sensualité dia kalamina fotsiny.. :wink::wink::wink::wink: dia mi:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2836