VEHIVAVY SENSUELLE

21. fasaly ( 24/02/2006 16:19)
non! vale tsy iny ka! i céline ratsiraka lay manao oé oé oé! iny aky:wink::°)
22. Herimiafina ( 24/02/2006 19:12)
Fa iza no tsy sensuelle e? Toa sensuelle daholo fa misy ny mampisoeho directa misy ny tsy mampiseho knou. Rha tsy hoe angaha misy probleme fahasalamana! hehehehehe=))=))
23. fijo ( 24/02/2006 20:43)
mampaninona nefa hono izany e????
24. kala ( 25/02/2006 09:51)
fijo ty ve :?:
marina aloha ny tenin'i herimiaf ê! nefa tsy voatery havoaka kou le manha-sensuelle fa mivoaka hoazy.
Mpandinika iray aza nahita fa na eo am-pisakafoanana deefa hita hoe "sensuelle" ity vhv ity.:wink:

25. fasaly ( 25/02/2006 13:41)
hita eny ho azy eny izy raha snesuelle le vevavy e! otsan'ny hoe sexy ihany:°)
26. Herimiafina ( 26/02/2006 00:33)
tena otsan'ny nahita ho azy izany marina zah klé. hehehe=))=))
27. fasaly ( 26/02/2006 10:54)
nahita ho azy inona ry hery:P:roll::roll::roll:???
28. vale ( 26/02/2006 14:11)
Fasaly::-Dhihihi........ dia lasa akia ny heritreritro hoe céline Ratsiraka ve mety ho sensuelle izany? :roll: :-D:-D:-D
29. fasaly ( 26/02/2006 17:29)
:-D:-D:-D vale am chéri-ny iny an!
30. akamatiana ( 27/02/2006 00:14)
:-D:-D:-D:-D
31. dadabe ( 27/02/2006 02:56)
fa inona aloha le hoe sensuel e:evil::evil:
32. fasaly ( 27/02/2006 10:21)
:-D:-D:-D
33. kala ( 27/02/2006 10:26)
:-D:-D anontanio diam

diam > mba hazavao @ ddb hoe ny sensuel fa anarany fotsiny reny no dadabe nefa tsy nahay nanararaotra ny andro fahatanorany akory:wink:
34. fasaly ( 27/02/2006 10:40)
35. vale ( 27/02/2006 11:15)
dadabe: toa tezitra be enao:-D:-D:-D
36. diamondra27 ( 27/02/2006 11:49)
kala:indry zao no anontanian'i dadabe eo de atsipinjy aty amiko injay klé
37. kala ( 27/02/2006 12:56)
njy ty mampi:-D anà ka! na hohazaiko aminy aza ange ny dikan'io. Tsy takany fa izy tezitra no manontany...:wink:
ddb avia hazavaiko le hoe sensuel fa :-$ fotsiny sao misy maka maritoa eo
38. diamondra27 ( 28/02/2006 18:05)
ddb: na de ohatran'izao fotsiny ange d'efa mety ho sensuelle e!(l):*:*:*:*:*:*:*:*:*(l)
de ny ambiny 'zany aleo fenoin'i kala:wink:
de tandremo sao sepotra:@:@:@:@
39. Herimiafina ( 28/02/2006 18:52)
:}Inn ty ataonao ry DM? tratrako enao izao! Efa hoe zah ihany no mahazo mampirafy fa tsy enao an! :}
40. diamondra27 ( 28/02/2006 21:11)
HM: ka dadabe lasa sensuel tampoka 'zany refa nokarakarain'i kala 'zay tato ato koa!
tsy aleo ve mba hanandrana e!
etsy ary ry HM a!e!:(l)(l)(l)(l)(l)(l)*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*(l)(l)
(l)(l)(l)(l)(l)(l) de aza saropiaro intsony fa 'za tsy hampirafy 'tsony za e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4475