Malahelo aho izany.

1. Fiffi ( 21/02/2006 16:16)
Tsy aiko ry zareo fa indraindray aho dia malahelo. malahelo inona anefa ? malahelo an'iza ? fa misy inona ? betsaka ny fanontaniana hapetrako irery koa. Tsy mi-deprime aho an! fa tampotampoka eo dia misento mafy , dia indraindray aza somary manganohano kely ny maso. Dia tonga saina tampoka hoe: wadrayyy fa inona koa ary ity manjoa ahy ity ? Mba voan'izany ve ianareo? :(
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 12:06
2. Veloo ( 21/02/2006 16:32)
izany no atao oe nostaligie aky a...isika izay aty ivelany no tena vo an'io... miresaka ato @ forum dia afaka ka :-*:-*
3. kally ( 21/02/2006 16:49)
Na voan'ny cafard hoy zareo frantsay
4. Samoana ( 21/02/2006 16:52)
Malahelo cafardn'ny tanàna izany e :lol:
5. lapino ( 21/02/2006 17:24)
Fiffi: Za efa tratran'ny ohatra an'io. Nandeha stage 1 volana tany @ côte zay tam'zay, de mahatsiaro aho hoe malahelo izany ... Tsy haiko mihitsy hoe fa naninn sa fa nisy inn, fa iza no alahelovako. Nony niverina nody aza mbola tsy afaka le izy, fa rehefa nahita an'le zandry kely chouchou keliko zay ah vô henoko hoe afaka le izy. De mieritreritra aho hoe izy izany no nalahelovako teo! :)
Fa raha fantatro angamba hoe izy no nalahelovako dia tsy ho nalahelo indray aho.
6. Fiffi ( 21/02/2006 19:38)
Samoana: an3 tena tsy izany mihintsy aloha no halelovako eh! 8O
Veloo: marina ny andry an! soahiany fa mba misy an'ity tokoa akia an! :-*:-*:-*
lapino: ka izay ange wa eh! tsy fantatra hoe malahelo an'iza na nahoana fa dia angamba io mihintsy izany no manjoa ahy arakin'nyfilazan'i Veloo i an! :(
7. Soavina ( 21/02/2006 19:40)
alefa manokana ho an'ny namana TANJONA .
MALAHELO AHO IZANY ...
Manina ve hony e
8. Fiffi ( 21/02/2006 19:45)
hoy Soavina: "Manina ve hony e" 8O8O
9. Herimiafina ( 21/02/2006 20:43)
Misa ny hormone amin'izany kah!:-D
10. Fiffi ( 21/02/2006 20:57)
Herimiafina: ilay hormone misaina ve io ? :-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 21/02/2006 21:06)
Hormone akia no mahatonga izany an!
Le karazana hormone mampisy mony any antapondoha ireny e! Dopamine sy ny clsse ny amphetamine retsaretsa, mampisy manque, mampisy nostalgie, mampisy attachement raha miaraka amin'olona! hehe=))=))
12. jennifer2 ( 22/02/2006 02:18)
Hay ve?
13. Veloo ( 22/02/2006 02:33)
:roll::roll::roll: hery
14. soasoafy ( 22/02/2006 04:34)
za ko aki fiffi efa tratran'io matetika,ny fahafatarako azy alou de misy zvt mitranga any ho any nefa tsy fantatra,avy eo vao henonao de afaka le izy, de ny manaraka ndray de misy ol malahelo anao ko (oh: ny sipanao) tsy haiko raha azo atao hoe télé-pathy le izy na tsia
15. Fiffi ( 22/02/2006 05:37)
Marina aloha fa mety hoe misy zavatra mitranga any ho any nefa tsy fantatra. Ny ahy indray aloha dia misy zavatra mba tsapako , hono rehefa mamay be iny ny sofina dia misy olona mahatsiaro na miresaka momba ahy , fa ny ahy tsy izany fa efa nisy niantso mihintsy aho hoe malahelo andry akia aho zany an! dia izao niantso andry izao, dia t@ io no namay be ny sofiko. Fa raha izaho indray no malahelo an'olona zao dia raha miantso azy avieo nefa ny sofiny hono tsy mba mamay zany :-D Fa indraindray kosa aloha aho tena tsy arako mihintsy fa dia malahelo eh!:(:(
16. naughtyboy ( 22/02/2006 07:31)
io zany le hoe toetra voajanahary @ olona angamba ,indrisy fa 2 isanjato ihany
hono hoy ny mpikaroka no fantatsika @ fomba fiasany atidoha izay manome ny fanazavana malalaka ny zvamiseho amintsika fa betsaka ny mety valiny,tsy misy porofo tena mivaingana hanamarihana azy io fa ny fotoana ihany no hilaza
ny zavamiseho ,za kalo de mino fa afaka manamafy aminao fa aradalana zany
ny olona rehetra ihany notratran'io fa eritrereto ange hoe ny zvt manan'aina ko
anie malahelo fa hafa ny fisehony ny fanaoko azy alo refa tratran'ireny aho de manala azy @ gym na koa na koa manala azy @ ireo namako tia hatsikana,io
mantsy karazana piece miasa aminy tsara,mba mampifaly tena fa tsy inona e( otran'ny hoe lahy sy vavy ))mandrapaha....
17. fasaly ( 22/02/2006 13:20)
fiffi! sao de efa tokony ho hody kely any antanàna aza njy, (fa hono wa! efa nihena vuh lay sigara e!)
sao zay kou ny blem n'it toi:roll::-D
18. Veloo ( 22/02/2006 15:27)
fasaly :-D:-D:-D ie tokotsany retsy?
19. Herimiafina ( 22/02/2006 15:28)
:roll::roll::roll::roll:
20. Veloo ( 22/02/2006 15:32)
inn ty manjo an'i hery? to lasa nivadika ny maso? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.455