Malahelo aho izany.

21. Herimiafina ( 22/02/2006 15:33)
Mba te hahafantatra ny fanaonao zah de mianatra knou! Eo moa mbo ampio fa mbola vao stagiaire e! hehehehehe:-D:-D
22. Veloo ( 22/02/2006 15:34)
:-D:-D tssss lozana manara-body fotsiny zany :-D:-D
23. Herimiafina ( 22/02/2006 15:36)
:-D:-D Manaraka inona tsara hoe ry Veloo?:-D:-D
24. Veloo ( 22/02/2006 15:39)
manara-body:-@:evil::-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 22/02/2006 15:41)
Inona izany fa teny mboola tsy haiko amin'ny maha-stagiaire ahy. Termes techniques style veloo. hehehehehe:-D:-D=))
26. Veloo ( 22/02/2006 15:48)
manara-drenin-drano :twisted:
27. Herimiafina ( 22/02/2006 15:56)
Veloo :evil: :*:*
28. Veloo ( 22/02/2006 16:19)
:evil::evil:
29. Fiffi ( 22/02/2006 17:02)
30. Fiffi ( 22/02/2006 17:04)
fa inona daholo aza izany ? :-D:-D:-D
ny sigara aloha dia efa tena azo hatao hoe tena kely sisa eh! izany hoe heu..... eo @ 3 isan'andro eo !! fa sur aho fa ho afaka tanteraka ato ho ato.
31. Fiffi ( 22/02/2006 17:11)
wadrayyy adinoko:
fasaly: heu... @ desambra akia aho vao afaka mankany an! io aloha efa sur koa an! Raha ohatra aloha ka fantatro hoe nisy nidiran'ny fifohana sigara no mahatonga ahy malahelo dia efa ela no navelako tany io ka! nefa toa hitako indray aza fa ny fifohana sigara dia nanampy be ahy rehefa malahelo iny aho an! Ary ny mahagaga ahy koa dia izao: rehefa mba misy olona malahelo dia aiko tsara ery ny manampy azy mba hihena ny fahalelovany nefa rehefa izaho no malahelo dia tsy mahavita tena , tsy mahavita na inona na inona fa dia iny aho manjombona iny ny tarehiko , eny na dia tena tsapako aza fa malahelo mafy aho:(:(:(:(
Fa na izany kosa aza aloha dia efa tena ao tsara @ izao fotoana izao fa misaotra anareo rehetra eh! :-*:-*:-*:-*
32. Veloo ( 22/02/2006 17:55)
fiffi a fa angaha moa tsy izany fona e mahay manampy ny ol isika fa tsy mahay manampy ny tena... au moins tsy tia-tena njy ka :-D:-D
33. fasaly ( 22/02/2006 19:11)
mahay manetri-tena tsika8)
34. fasaly ( 22/02/2006 19:34)
Herimiafina:

:roll::roll::roll::roll:



efa leo ny miakakaka sy tapatsinay i hery de manova endrika kely otsanzao njay, sady notenin'i vivi izy hoe tsy serieux hono ny mimeme lava:-D:°):P
35. Fiffi ( 22/02/2006 20:05)
fa tena marina tokoa anie izany eh! rehefa mba misy olona na namana malahelo iny dia nytena no tonga dia manao izay azo hatao rehetra mba hanampiana azy , dia izay koa angamba no natongavako eto fa hitako zao fa nahazo fanampiana betsaka mihintsy aho an! :)
36. fasaly ( 22/02/2006 20:55)
tsara ny manampy ny namana fa aza adino koa ny tenanao an! 8):-*:*
37. Fiffi ( 22/02/2006 22:05)
fasaly: :-*:-*:-*:-*
38. mamzelkely ( 23/02/2006 05:59)
39. Fiffi ( 23/02/2006 10:22)
mamzelkely :-*:-*:-*
40. Veloo ( 23/02/2006 19:25)
:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2655