Malahelo aho izany.
42. Fiffi
(
23/02/2006 21:50)
Veloo sy herimiafina: wadrayyy fa inona ity manjoa anareo ? sa omeko :-*:-*:-*:-*:-* mety ve ireo aloha ?
43. vale
(
24/02/2006 15:56)
hoy i lapino: "...nefa raha fantatro oe izy no nalelovako mety tsy nalahelo tampoka indray aho.":-D:-D:-D
51. Fiffi
(
25/02/2006 06:15)
aleo aho handositra fa sao dia tratra eo ny hafarany :-D:-D fa ho tratran'iza tokoa moa ? :-D:-D8O
52. Herimiafina
(
25/02/2006 23:57)
Handositra ho aiza? Angaha ianao ho afaka eto intsony, te hiditra amiko eo! hehehehe=))=))
53. Fiffi
(
26/02/2006 07:07)
andao ary hiafina eh! :-D:-D ianao moa efa Heri-miafina dia za koa andeha hiafina dia tsy aleo miaraka miafina ve ? :-D:-D :*:*:*:*:*:*
60. Fiffi
(
04/03/2006 09:24)
dia tsy aiko indray ry namana eto fa dia malahelo tampoka be indray aho zany an! dia naleko niditra ato indray aloha :(:(