aza afangaro

1. fasaly ( 18/02/2006 15:55)
:roll::roll:
misy wa ny olona tsy mahay manavaka ny hatao hoe vehivavy "sexy" sy ny vehivavy 'vulgaire" raha resaka fitafy izany e! ka zay mahay manazava azy kokoa mba hanazava azy eto azafady :°):idea:
novalian'i fasaly ny 22/02/2006 05:39
2. vivi ( 18/02/2006 20:06)
raha ny anazavako azy aloha d @ alalany hoatra:sharon stone zao sexy fa tsy vulgaire , fa i anguin kosa vhv vulgaire , amiko ,za manokana , zany we sexy vhv classe , fa vulgaire firivany , (pamela anderson), tsy we mitsra fa mba manazava , raha diso d mba ahitsio kely azafady
3. Ralay ( 18/02/2006 21:09)
Aleo njy ahitsy ry vivy fa diso :lol: tout droit fa aza mivily mintsy de tonga aty :lol:
4. petakorona ( 18/02/2006 21:12)
ny atao hoe sexy araka ny fahafantarako azy aloha dia ny vehivavy mahay mihaingo tsara sy manintona be kanefa vulgaire izy raha ohatra ka manao fihetsika tsy mendrika. Ohatra misy vehivavy manao mini-jupe eo anoloanao ka raha maontina, dia iny no atao hoe sexy; fa raha pelika be izy (se rendre intéressante) dia izay no atao hoe:vulgaire, ary fanampin'izany eo amin'ny fomba firesaka ihany koa mety ilazàna ny olona oe: sexy na vulgaire.

Raha nahita ilay film hoe: PRETTY WOMAN ianao dia hitanao fa samy kox Julia sy le zanany(@ film), kanefa i Julia Roberts eto nisy fotoana naha sexy azy, ary nisy fotoana naha-vulgaire azy; fa 'le zanany kosa de tena vulgaire
5. fasaly ( 18/02/2006 21:17)
ié! efa manobmoka mazàva:-w
6. fasaly ( 18/02/2006 21:20)
vivi: anggun kalou tiko beuh e! sady sexy tsaraam itiavako azy, favy beh! fa tsy haiko hoe frivany ve izy iny fa mbola tsy nihaona tamiko aky:wink:
fa hita molamola kalou izy e! ny toetrany tsary de teko lotsa:-*
7. lapino ( 18/02/2006 22:20)
Iza amin\'ireto àry ohatra no vulgaire sy ny sexy:
C.Aguilera, J.Lopez, Madonna, B.Spears, Shakira, H.Klum, C.Crawford, A.Jolie, P.Hilton, D.Moore, A.Kournikova, C.Electra, C.Diaz, K.Minogue, J.Jackson, S.Stone, Nini thao60, L.Saphira, sns ...

Dia mba omeo famaritana mazava tsara hoe:
- Sexy = ???
- Vulgaire = ???
Fa tsy hoe fotsiny hoe sexy tsara fa vulgaire ratsy. Dia inona koa no ilazana azy amin\'ny teny gasy.

Ny atao hoe classe sy firivany, inona no mampiavaka an\'ireo raha samy fampiderana entana daholo, samy miantso filàna ara-nofo daholo? Fa na ny makorelina aza misy makorelina de luxe, fa tsy voatery misoratra amin\'ny handriny ny maha makorelina azy; asa sexy ve ireny sa vulgaire?

Fa za aloo tsy mahazo intsony, fa amin\'ny antsoin\'i fasaly dia anisan\'ny manafangaro an\'ireo aho e. Franchement!!! Indrindra moa fa ivelany fotsiny no hita fa mbola tsy re niteny akory ilay sipa!
8. patrick2002 ( 19/02/2006 00:12)
ny ahy ny fahazoako azy ny vehivavy vulgaire,dia vehivavy ,mora mizara, izany hoe :izay bandy rehetra izao zaraina daholo,mety ho maontina ireny vehivavy ireny mety manao akanjo mirebareba,fa vao kitihina dia lasa.
Ny atao hoe vehivavy sexy kosa,dia vehivavy,manao akanjo mampiseho vatana ,short mampiseho ravi-body ,akanjo mampiseho nono pataloha mifinjyfinjy,pataloha taille basse miaraka @ slip taille haute:D:D,nefa ireny sipa irenytsy voatery hizara mihintsy,mangataka ianao fa non:roll::roll:
9. lapino ( 19/02/2006 00:59)
fille facile = vulgaire ?!!!

Inona no mety maha-"fille facile" azy anefa?! Mety ho fahatsorany, mety hoe tsy tiany fotsiny ny mijijy resaka, mety hoe te- izy, sns ... Vulgarité ve izany? Raha isika lehilahy moa no mihevitra an'izany, aiza no tsy ho very ny fahatsoran'ny sipa? :x

Ny sipa sarotra zaka indray, inona no mety mahatonga an'izany? Rehefa sipa be fijijy ve, na mijery kiraro an-tongotra, na misy dôzina sadô, na lesbienne tsotra izao, sns ... dia sexy fa tsy vulgaire raha mampiseho fananana?!

Tsy resy lahatra amin'ny hevitr'i patrick2002 za kle. Tena mbola omeo définitions famaritana hoe aloha, dia omeo ohatra amin'ireo olona notanisaiko ireo e?!!
10. akamatiana ( 19/02/2006 05:22)
:roll::roll:
11. Herimiafina ( 19/02/2006 06:17)
Na vulgaire na sexy tiako foana klé! hehehehe=))=))
12. fasaly ( 19/02/2006 07:16)
amiko misy ny sexy classe, mihaja zany, fa misy ny sexy vulgaire, io no tiko lazaina hoe aza hafangaro,
mora hita eny ihany anie lay pozi'ny lay olona vulgaire na tsia e!
lapino: vulgaire amiko maneho fihetsika na fiteny tsy mihaja, afaka vulgaire anefa tsy sexy, fa faka sexy sady vulgaire

ny sexy indray amiko dia fanaovana akanjo manitona manome fitsiriritana ny filàna, na hanao col roulé aza izy sy zipo na akanjo lava be hatreny ampaladia, ka raha manome fisontomana ny maso amilay tiko lazaina de efa sexy zay.....
izay fitafiana manitona manome fitsiriritana ny filàna dia efa sexy, ary tsy misy maharatsy izany satria ny vehivavy rehetra dia te ho sexy daholo
quoique.....:-w
13. fasaly ( 19/02/2006 07:18)
vivi: zà kalou tsy dakaoro hoe ny sipa frivany vulgaire e!, mety ho firvany izy kanefa mihaja, ny vehivavy vulgaire koa amiko tsy azo antsoina hoe fille facile zany, misy ny fille facile tsy vulgaire
:roll:
14. fasaly ( 19/02/2006 07:23)
zà kalou zao sexy fa azafady an! zà tsy vulgaire mahintsy na fihetsika na firesaka fa tena manana ny hajako mahintsy malgé ça!!!!!:wink: ary zà tena mankafy sipa sexy lotsa:°)
15. vivi ( 19/02/2006 15:52)
fasaly
16. patrick2002 ( 19/02/2006 19:48)
lapino:

fille facile = vulgaire ?!!!

Inona no mety maha-"fille facile" azy anefa?! Mety ho fahatsorany, mety hoe tsy tiany fotsiny ny mijijy resaka, mety hoe te- izy, sns ... Vulgarité ve izany? Raha isika lehilahy moa no mihevitra an'izany, aiza no tsy ho very ny fahatsoran'ny sipa? :x

Ny sipa sarotra zaka indray, inona no mety mahatonga an'izany? Rehefa sipa be fijijy ve, na mijery kiraro an-tongotra, na misy dôzina sadô, na lesbienne tsotra izao, sns ... dia sexy fa tsy vulgaire raha mampiseho fananana?!

Tsy resy lahatra amin'ny hevitr'i patrick2002 za kle. Tena mbola omeo définitions famaritana hoe aloha, dia omeo ohatra amin'ireo olona notanisaiko ireo e?!!


fille facile tsy egal vulgaire mihintsy amiko mety izy fille facile mora kotina fa mahazo anao izy misy objectif ao,mifikitra aminao izy,ary mi-soumettre ny condition apetrakao na regle de jeu apetrakao aho.
ny vulgaire kosa,mora kotina,tsy misy objectif a long terme ao,androany hariva ihany,na une semaine,manana ny ligne de conduite -ny izy,tsy mahatanty ialahy bandy ,miova cage indray izy:lol:
ny mampitovy ny fille facile sy vulgaire,dia izy 2 samy mora kotina ,samy hafa kosa ny ao an-tsaina avy eo.
Ny sipa sexy indray manao akanjo attirante,mety tsy ho vulgaire izy,fa ianao mitelin-drora iny elle se sent bien comme une princesse,ou une petite ange.
Isika bandy no manafangaro hoe rehefa sipa,sexy dia manaraka ho azy ilay vulgaire izay,na sipa facile,diamanaraka ho azy hoe vulgaire izay non non non tsay izay ilay izy.
mety misy sipa indray be fijijy hoy ianao teo ambony,tiany ianao hibaradaka,sy dominer-na hatramin'ny voalohany,harirany eo,tonga dia apetrany mialoha ny condition-ny,mety izy vulgaire ,mety izy honnete,fa mitandrina ny tenany izy satria vehivavy,tsy te ho solafaka anjaranao,no mijery hgoe taranaky maria magdalena izy sa maria virijiny=))=))
17. Herimiafina ( 19/02/2006 19:53)
fasaly:

zà kalou zao sexy fa azafady an! zà tsy vulgaire mahintsy na fihetsika na firesaka fa tena manana ny hajako mahintsy malgé ça!!!!!:wink: ary zà tena mankafy sipa sexy lotsa:°)

Ny class akia no mampiavaka azy an! Misy sipa sexy fa tena majestueux be ny fihetsiny an! Misy njay sipa sexy fa miteny ratsy eo imason'i Herimiafina klé. hehehe=))=))

18. fasaly ( 19/02/2006 21:55)
hery: kay zay anie no tiko lazaina e! misy sipa sexy fa vulgaire mora fantatra foana, ny fihetsika sy ny fomba firesaka etsy andaniny
fa ao ny sexy nefa mihaja feno fihetsika maha teo ho tia izany:wink::-*

patrick: efa we ny vulgaire tsy fille facile na mora kotina zany, tsy misy ifandraisany izany.....:roll:
19. fasaly ( 19/02/2006 21:56)
patrick mobla zà ihany, misy sipa mora kotina na fille facile fa mihaja ara-pihetsika sy fombafomba donky tsy vulgaire:°):-w
20. diamondra27 ( 19/02/2006 22:49)
lapino: tiko be doly reo sipa notanisainao reo an
demi-moore : humm mande iny na lava volo na kolosy sexy foana

angelina jolie koa sexy amiko , za mbola tsy nahita azy vulgaire aloha e! fa milalao koa iny an! sendra nanao téléchargement film action za de zavatra hafa no hitako!

britney & aguilera: mitovitovy ihany, fa miankina @ tsi-1 1 nge le izy e!
ohatran'ny saribakoly kely kosa i britney taloha e! zao izy efa niova = sexy izy amiko

J.LO: maharaka iny, be énérgie,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2384