aza afangaro

21. patrick2002 ( 20/02/2006 01:03)
fasaly:

patrick mobla zà ihany, misy sipa mora kotina na fille facile fa mihaja ara-pihetsika sy fombafomba donky tsy vulgaire:°):-w



ka izay anie no izy eh! vakio ny teniko eny ambony,ary mitovy fomba fijery anie isika izany eh:wink:
22. patrick2002 ( 20/02/2006 01:12)
iniako tsy tenenina mihintsy eto ny fomba fihetsika,sy fiteny satria manjary compliquer ny fandehany resaka ,ny fiteny amiko,sy fitenytaratra aray hitarafana ny education ny olona iray,ka mety izy bien eduquer,fa vulgaire izany hoe mahay miteny,fihetsika sns.toy izany ireo star notanisan'areo teo ambony ireo.mety kosa izy tsy mahay mi-se communiquer @ olona fa tsy vulgaire mihintsy,jereo ireny sipa avy any dago vao tonga ireny.
23. mamzelkely ( 20/02/2006 06:12)
amiko klou le sipa sexy vulgaire tellement izy te ho sexy de manao pôzy n'importe quoi rien que pour attirer les gens eee de lasa exagéré be le pôziny lasa ridicule njay aveo mety ve zany :roll::°)
24. fasaly ( 20/02/2006 06:42)
:°):-D
25. diamondra27 ( 20/02/2006 07:28)
sexy : refa oe mahafinaritra ny mijery anao na de simple aza fa tsy voatery oe manao akanjo mifinjifinjy na fohy

vulgaire: eo @ fomba fiteny angamba no tena ilazàna fa vulgera ny oul
26. fasaly ( 20/02/2006 10:57)
diam:vulgaire koa dia hita eo am fomba fihetsika, araka ny filazan'i etsy ambony lay sipa ray tam pretty woman iny tena vulaire be mahintsy, lay izy nitsofoka hotel zany an! kay kay kay!


27. mamzelkely ( 20/02/2006 11:22)
le sady mitsako siligôma ve ky zany ry fasaly :-D:-D
28. fasaly ( 20/02/2006 11:40)
mamzl: ieuh, fa mignone kalou e! :-D:-D
29. mamzelkely ( 20/02/2006 12:26)
zay kosa alo de marina eee:-D:-D
30. fasaly ( 20/02/2006 13:35)
lay manbotsina siligaoma de manapoaka azy avy eo :-D:-D
31. akamatiana ( 20/02/2006 13:41)
:-D=))
32. mirana5 ( 20/02/2006 18:36)
sexy amiko dia manana atout mahasarika ny maso misy classe, ny vulgaire ndray dia tsy manana goût mihitsy fa misitona mason'ny mpandalo na @fiteny na fiankanjo na fietsika beurk!
33. fasaly ( 20/02/2006 18:39)
:°)
34. Herimiafina ( 20/02/2006 18:46)
Amiko sexy daholo refa sipa ka manana sexe e!
Fa ny mahasamihafa azy raha raisina io critère vulgarité io de misy karazany maro e! Trop vulgaire, moyennement vulgaire, ......un peu vulgaire, sns, hehehehehe:-D:-D
35. patrick2002 ( 20/02/2006 20:33)
ka inona indray aza no maha samy hafa nny vulgaire sy ny cool eh! cool ve moyen satrop sa peu vulgaire:roll::roll:
36. mamzelkely ( 21/02/2006 08:07)
:roll:
37. mirana5 ( 21/02/2006 11:37)
cool tsy vulgaire amiko , fa tsy mivakloha fotsiny @fiakanjona fotsiny, bonaika b aza hoa8)8)8)
38. fasaly ( 21/02/2006 13:51)
patrick: ny cool otsanzao:8)8)8)
tsy taitra tsy maika nefa tsy tara:°)

mirana5 tsy bonaika zany ny cool, raha fomba fitafy raha cool de tsy hoe tsy mivaky loha zany fa mivaky loha ihany hoe inona no hanaovako, ny manao "jean" zao de tena cool nefa efikasy be mahintsy......:°)
39. vivi ( 21/02/2006 14:40)
sur, ry fasaly an!cool avec @ jean, favy ka!,indrindra ilay we tsy maika tsy taitra nefa tsy tara , fa ny danz b ,l miseho milamina nefa gidamaimbo , cool ka !
40. fasaly ( 21/02/2006 16:00)
inona lay milamina gidamaimbo:°):roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.222