inona no zava-kendren'ny fiainantsika eto antany?

1. jimna ( 07/02/2006 04:21)
fanontaniana goavana mbola betsaka ny manontany anio ka sao dia mitovy hevitra amiko ianareo, de mba zarao ze valiny e
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 00:46
2. dadabe ( 07/02/2006 05:00)
hikatsaka ilay fiainana any andanitra
3. fraulo ( 07/02/2006 07:43)
Miarahaba e !
misy tantarany lavabe ny Fisiana, voarakitra any anaty boky tsy dia miely ny ankamaroan'izany tantara ary voamboatra araka ny toe-tsaina ananan'ny olombelona amin'ny vanimpotoana iray ka voasoratra ho izao sy izao. Ireny izao sy izao ireny no nivadika ho bokim-pinoana ka safidian'ny tsirairay ho religion-ny. Ny tena iafenan'ny tantaran'ny Fisiana nefa dia ao anatin'ny Fitadidiana Miafina ao amin'ny atimpanahin'ny tsirairay, ao @ ilay antsoina hoe "Feon'Andriamanitra". Ireo efa nahasokatra indray ny sofina ama-masompanahiny @ alalan'ny Fahadiovana (Pureté) dia mahalala ny tantara ka afaka mizara ny fahalalany fa ny Antony hisian-tsika amin'izao endrika olombelona izao, amin'izao fepetra maha-olombelona miana ao anaty Ratsy sy Tsara izao dia ny Fiverenana any amin'ny antsoina hoe Conscience Divine Totale, na conscience Christique, satria nitsangatsangana lavitra tany anaty fanadinovana an'io Conscience io isika, nifanarahana tamin'Andriamanitra izany ary tsy ratsy na tsara fa Expérience.
A méditer.
4. ANARIM ( 07/02/2006 08:24)
zà kalouny an, d zao ny ahy ny principe: refa mbola eto antany d miaina arak'zay mety, ny aorian'zao d mbola ho hita eo, fa ny ataoko mbola hivaly amiko. Raha ny zavatra aram-panahy, dia tsy hahitako valiny hentitra, fa na misy zany na tsia, dia mandritry ny fisiako d ny hany tanjoko d ny tsy manao ratsy arak'ze azoko atao.
5. Fiffi ( 07/02/2006 08:34)
ny ho ela velona , ny ahazo fahasalamana tsara lalandava , ho feno fahasambarana .
6. diamondra27 ( 07/02/2006 10:29)
ho an'ny tsy mpino: de mitady ze soit disant hahasambatra azy izy

ho an'ny mpino kosa de manana mission izy,hizara 'zay efa azony @ manodidina azy

MBOLA HITOHY...
7. ANARIM ( 07/02/2006 13:39)
diamondra27 : mbo izarao aza e! njiko zany le mpino raha azoko tsara tsinn!
8. Veloo ( 07/02/2006 20:00)
oy dadabe oe:
hikatsaka ilay fiainana any an danitra

ie tsisy afa tsy io lesy a... marina mihitsy zany:wink::wink:
9. booboo ( 07/02/2006 20:18)
ny anà ndray tsotra kely ny zava-kendreko @ fiainana: hankafy ny fiainana.
10. diamondra27 ( 07/02/2006 22:40)
ka ho an'ny sasany izany moa de: ireo voalaza etsy ambony ireo: mikatsaka izay hahasoa ny fiainany: revy, mankafy, mahasambatra, mba ho salama, mba hanakarena .... Mitady hatrany hatrany fa tsy mety afa-po;

De ao ireo izay mikatsaka ilay fiainana any andanitra ...
Ny tiako lazaina etsy ambony izany de:
tsy tonga teto antsika par hasard isika fa hoy ny salamo 139:13 manao hoe:FA ianao no nahary ny voako, namolavola ahy tao ankibondreniko Ianao....andininy16: ny masonao efa nahita ahy na dia fony tsy mbola ary fady aza aho.

11. lapino ( 07/02/2006 22:42)
booboo:

ny anà ndray tsotra kely ny zava-kendreko @ fiainana: hankafy ny fiainana.

hisotro ny amaminy? :wink::)

12. diamondra27 ( 07/02/2006 22:47)
Marina fa be ny zava miseho ankehitriny ary tsy fantatra intsony ny marina sy ny tsy marina , na hoe: aiza re no alehako sy inona no ataoko?

Avy aiza moa io fanontaniana io?
satana dia nazera taty antany mba tsy hanana fahefana toa an'Andriamanitra(= fahefana mandrakizay, tsy manampetra), ny an'i satana eto antany ihany no azony anjakana afa-tsy ny manala ny ain'olombelona.
satana ihany koa de manome doute antsika @ andro fahalemena ary mitarika ny olombelona tsy hino an'Andriamanitra intsony aza ka mahatonga io fanontaniana hipetraka oe: inona moa zava-kendreko eto antany?
13. lapino ( 07/02/2006 22:52)

Misy tsy mazava izy izany ... fa ao amin'ilay fanontaniana io ve moa aloha:
- eto an-tany no mikendry
sa
- eto an-tany no kendrena
:?::!:
14. diamondra27 ( 07/02/2006 22:58)
Voalohany izany de efa fantary ny be sy ny maro fa Atra no nahary antsika na de mbola tsy ary akory aza d'efa hitany isika ary novolavolainy.

Inona anefa no tanjony?

Mba hananatsika fiainana mandrakizay ary hipetrahatsika miaraka @ Atra, ary hipetraka eo akavanany.

Isika olombelona tsirairay de manana MISSION ho vitaina ,na kely na lebe, na gasy na vaza, na antitra na tanora, ary tsy hiala eto antany isika raha tsy efa nahare ny filazantsara.

Inona ary le mission?

Tonga teto antany Jesosy, hividy ny otantsika, ary ze fahotana vita rehetra de avelany raha miaiky izany isika.De ny mbahahatongavantsika amin'Atra de tsy maintsy mandray an'i JESOSY isika satria Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana. JAONA 14:6, tsy misy olona mankany @ Ray raha tsy @ alalako


15. diamondra27 ( 07/02/2006 23:01)
lapino: zavakendren'ny fiainana eto antany e!
'zay no fanontaniana.

De midika 'zany oe: inona no ataonao eto antany de inona no tanjonao?
16. diamondra27 ( 07/02/2006 23:06)
Rehefa tonga mpianatry Kristy zany, de lasa manaiky Azy @ fiainana ary manaiky ny hotarihiny @ fiainanao manontolo. De manomboka iainanao ny fiainana ao @ Kristy ,ary de ho tsapanao fa tokony hizara izay azonao @ hafa ianao= mission nomena antsika, ka io le zavakendrena fiainana eto antany, mba ho tonga mpino ny tsy mpino sy hizara oe: 'zao no nataon'i Tompo tamiko sy zao no mety ataony aminao
17. Veloo ( 09/02/2006 02:15)
diamondra ie marina io lazain-njy io:-* .. ny hitory ny filazantsara ho an'ny olona rehetra mba tsy ho very izay rehetra mino an'i Jesosy... manoro ny fahamarinana an'izay mbola tsy mahalala...Fahandalovana fotsiny ny fianan-tsika eto an-tany..:wink:
18. jimna ( 09/02/2006 08:05)
raha ny tanjona t@ voalohany namoronana antsika dia, ny hanompo an'Antra no antony hiainantsika eto,ary hanao ny sitrapony.
19. diamondra27 ( 12/02/2006 12:02)
jimna: vakio jeremia 1:4 Tonga tamiko ny tenin'I Jehovah nanao hoe: hatry ny fony enao tsy mbola noforoniko tany ankibo no efa fantatro, ary hatry ny fony enao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko sy notendreko ho mpaminanay @ firenena

ny zavakendren 'zany raha Kristiana enao: de ny hanambara @ hafa e ! ze efa azonao
20. xxx ( 16/02/2006 06:10)
de manao adidy @oul d mba lazao namana sao tara éééééé,de mianatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2792