inona no zava-kendren'ny fiainantsika eto antany?
41. moi
(
24/02/2006 08:05)
Miova ve ny lohahevitra raha ny antom-pisiantsika eto no resahako ? sa mitovy ihany izany ?
43. marozevo
(
24/02/2006 23:51)
xxx:
marozevo:8O
malahelo aho milaza aminao fa mitady hitovy amin'i dadabe ianao.
ho an'ilay tsy sahy mitonona anarana fa miafina ao anatin'ny xxx. Tsy tokony ho nataonao io citation io noho ireto antony roa ireto :
1 - Tsy ianao no nandefasako azy, ka tsy manana zo hamaly azy ianao.
2 - Rehefa mi-citer dia cite-o hatramin'ny farany fa tsy mendrika ny fahalalana anananao io manapatapaka izay nolazain'ny olona io.
Farany : Handrangitra an'i dadabe sy i jimna fotsiny ianao, fa tsy milaza na inona na inona akory.
Malhoneteté !!!...
45. zzorro
(
28/02/2006 14:40)
Raha ny resahin'ny Genesisy aloha no jerena dia toa mazava ihany ny antony namoronan'Andriamanitra antsika e, sy ny zava-kendren'ny fianana koa.
1)- Rehefa avy nanomana tsara ny tany Andriamanitra, dia nametraka an'i Adama sy Eva tao amin'ny saha Edena. Nomeny tso-drano toy izao izy mivady : "Ary Andriamanitra nitso-rano azy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy; ary manjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voromanidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin'ny tany.". Raha io no jerena dia noforin'Andriamanitra mba hiaina eto an-tany i Adama sy Eva sy ny taranany manontolo. Tsy noforonin'Andriamanitra mba hiaina mandritra ny taona vitsivitsy dia ho faty avy eo ny olombelona, fa nomeny tso-drano mba hitombo, hiaina ka hameno ny tany( io raha ny marina no firesahana voalohany indrindra ny hoe "fianana mandrakizay" ao amin'ny Baiboly). Mbola mampiharihary an'izany moa ny fampitandreman'i Jehovah an'i Adama ao amin'ny Genesisy 2:16, 17. Milaza io andininy io fa raha tsy nankato ny didin'i Jehovah i Adama, dia "ho faty tokoa". Mazava ho azy, fa raha nankato i Adama sy ny fianakaviany dia nisokatra teo alohan'izy ireo ny fianana mandrakizay teto an-tany. Izany no fikasan'i Jehovah tamin'ny namoronany an'i Adama sy Eva : ny hianan'izy ireo sy ny taranany mandrakizay teto an-tany! Tsy izany anefa no nitranga, fa tsy nankato i Adama sy Eva, ka fahafatesana ho azy sy ho an'ny zanany ny vokany(Romana 5:12). Moa ve izany midika fa nanova ny fikasany ny amin'ny tany sy ny olombelona Andriamanitra ?
2)-Milaza ny Baiboly fa tsy nanova ny fikasany i Jehovah. Nandray fanapahankevitra kosa anefa izy mba hanavotana ny olona amin'ny fahotana, fahotana izay mitondra ny fahafatesana(Romana 6:23). Nampiharihary izy fa ny fianana zay verin'ny Adama tao Edena, dia mbola misokatra ho an'ireo iza mankato ihany amin'ny hoavy : izany hoe fianana sambatra sy mandrakizay eto antany!(Salamo 37:10-11, 29 ; Ohabolana 2:21-22 ; Matio 5:5). Ka raha ny marina, rehefa miresaka ny Baiboly hoe "fianana mandrakizay" (Jaona 3:16 ; Jaona 17:3) dia amin'ny ankapobeny ny fianana mandrakizay toy ilay natao ho an'i Adama no resahiny, zany hoe fianana mandrakizay eto antany ihany.
Somary lava kabary foana ah isaky ny miresaka, fa miala tsiny e! Saika mbola hiresaka ny Jaona 14:2,3 aho, satria fantatro fa tsy maintsy hisy hanontany an'io, nefa aleo amin'ny manaraka indray e!)

46. zzorro
(
28/02/2006 14:41)

48. marozevo
(
05/03/2006 00:46)
Azon'i zzoro mba vakiana kely ve ny tantaran'i Lazara mahantra sy ilay mpanan-karena mba hitarafana ny tena hevitry ny hoe Fiainana mandrakizay ? Ary rehefa voavaky sy voadinika, dia mba voasana tahaka ireo ambony ireo koa.