inona no zava-kendren'ny fiainantsika eto antany?

21. jimna ( 16/02/2006 09:21)
NATAO HIAINA ETO ANTANY MANDRAKIZAY ISIKA NEFA IO FIAINANA MANDRAKIZAY IO,DIA NARIAN'ILAY RAY AMAN-DRENINTSIKA VOALOHANY ,KANEFA ANDRIAMANITRA DIA MAMPANANTENA FA HAMERINA ILAY PARADISA INDRAY. (Mbola hitohy)
22. hery ( 16/02/2006 09:25)
Ataovy moramora ihany jimna a (Aza atao majuscule azafady)
23. Veloo ( 16/02/2006 16:16)
jimna a ie
24. marozevo ( 16/02/2006 23:52)
jimna:

NATAO HIAINA ETO ANTANY MANDRAKIZAY ISIKA NEFA IO FIAINANA MANDRAKIZAY IO,DIA NARIAN'ILAY RAY AMAN-DRENINTSIKA VOALOHANY ,KANEFA ANDRIAMANITRA DIA MAMPANANTENA FA HAMERINA ILAY PARADISA INDRAY. (Mbola hitohy)

Miakatra, manakatra, ny lanitra ve ity ianao...
Hiaina eto an-tany mandrakizay hoe eh ?.. Azonao ve ny dikan'ny teny hoe "eto an-tany", sy ny hoe "mandrakizay"?
25. jimna ( 17/02/2006 03:39)
Mila mitady ireo valiny ireo ao @ baiboly isika.Hoy ny tenin'Andriamamnitra:Raha mitady azy hianareo,dia hahita azy ;fa raha mahafoy azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy.2TANTARA15:2)Koa inona ary no ahariarin'ny fitadiavana ao @ tenin'Andriamanitra momba ny fikasany @tsika?

Ny Baiboly dia mampiseho fa Andriamanitra dia nanomana ny tany tamin'ny fieritreretana momba ny olombelona indrindra. Milaza momba ny tany ny Isaia 45:18 fa tsy ho tany tsy misy endrika akory no namoronany azy, fa nataony honenana.Ary nasiany ny zava-drehetra ilain'ny olona,tsy hoe mba hahavelomana fotsiny, fa mba hankafizana ny fiainana @ fomba feno, ny tany (GENESISY 1-2)

RAHA FIKASAN'ANDRIAMANITRA NY HAMPONINA NY OLONA ANY AN-DANITRA TOY IREO ANJELY, NAHOANA NO TSY TONGA DIA NOFORONINY TAHAKA IZANY,TOY NY NANAOVANY IREO ANJELY,ISIKA TANY AMBOALOHANY?

26. jimna ( 17/02/2006 03:39)

27. dadabe ( 17/02/2006 03:49)
oujyy ary vao maika nataon'i gahirainy majuscule le izy
28. diamondra27 ( 20/02/2006 08:04)
jimna: fa inona no itiavanao @ anjely

Andriamanitra de nanao antsika tahaka ny endrinyGenesisy 1:26 faisons l'homme à notre image, de mihoatra lavitra noho ny anjely izany

ary koa Genesisy 1:27 Dieu créa l'homme à son image ,il le créa à l'image de Dieu, il créa l'homme et la femme

ka tsy azoko mihitsy le conclusion natao majuscule
29. marozevo ( 21/02/2006 01:27)
Mba fandinihina hitako tany ho any ity hevitra kely lazaiko eto ambany ity :

Ny fahorian'ny Anjely dia noho izy anjely tsy mba manota, hany ka tsy mandray anjara amin'ny famindram-pon'Andriamanitra izy ireo.

Ary hitan'Andriamanitra fa TSARA INDRINDRA izany... izay no andro fahenina.
30. jimna ( 21/02/2006 04:33)
Marozevo>:mba omeo fanazavana kely hoe nahoana no tsy manao sitrapon'Andriamanitra ny anjely? Ary sitrapon'iza no nataony rehefa nilaza fa hiteraka zazalahy i maria (niteraka an'i Jesosy?)
31. jimna ( 22/02/2006 03:43)
to tsy nisy nilaza hevitra o
32. xxx ( 22/02/2006 04:14)
jimna tsinona mandika vilana dia lasa mirediredy sy mampiana-diso 8O . Iza zao no nilaza taminao fa "tsy manao sitrapon'Andriamanitra ny anjely?" 8O
33. jimna ( 22/02/2006 08:50)
azafady fa tsy hitako tsara ilay soratra e
34. sonwin ( 22/02/2006 09:12)
jimna:

fanontaniana goavana mbola betsaka ny manontany anio ka sao dia mitovy hevitra amiko ianareo, de mba zarao ze valiny e

manao "mission"
35. marozevo ( 23/02/2006 00:26)
jimna:

Marozevo>:mba omeo fanazavana kely hoe nahoana no tsy manao sitrapon'Andriamanitra ny anjely? Ary sitrapon'iza no nataony rehefa nilaza fa hiteraka zazalahy i maria (niteraka an'i Jesosy?)

Dia heveriko etsy ambany Ra Jimna ny voalazako ao ambony ao. malahelo aho milaza aminao fa mitady hitovy amin'i dadabe ianao. vakio tsara aloha izay lazain'ny olona vao mamaly. fa i dadabe efa afaka amin'io, efa mamaky tsara izy izao.
36. marozevo ( 23/02/2006 00:27)
Mba fandinihina hitako tany ho any ity hevitra kely lazaiko eto ambany ity :

Ny fahorian'ny Anjely dia noho izy anjely tsy mba manota, hany ka tsy mandray anjara amin'ny famindram-pon'Andriamanitra izy ireo.

Ary hitan'Andriamanitra fa TSARA INDRINDRA izany... izay no andro fahenina.
37. jimna ( 23/02/2006 12:48)
marozevo:

Mba fandinihina hitako tany ho any ity hevitra kely lazaiko eto ambany ity :

Ny fahorian'ny Anjely dia noho izy anjely tsy mba manota, hany ka tsy mandray anjara amin'ny famindram-pon'Andriamanitra izy ireo.

Ary hitan'Andriamanitra fa TSARA INDRINDRA izany... izay no andro fahenina.

Hazavao tsara ilay hoe famindrampon'Andriamanitra fa tsy azoko ry marozevo ah

38. marozevo ( 24/02/2006 00:15)
Azonao ve aloha ry jimna ny atao hoe mamindra fo? Mamela heloka, mandray fifonana (pardonner = amin'ny français raha io no azonao kokoa) Ny anjely dia tsy amindran'Andriamanitra fo, izany hoe tsy mahazo famelan-keloka satria tsy misy heloka (na ota) havela.
Andramo ange ho hitanareo fa mahasambatra ny mandray ny famindram-pon'Andriamanitra eh.
39. Veloo ( 24/02/2006 02:03)
marovezo
malahelo aho milaza aminao fa mitady hitovy amin'i dadabe ianao. vakio tsara aloha izay lazain'ny olona vao mamaly. fa i dadabe efa afaka amin'io, efa mamaky tsara izy izao.

:twisted:
40. xxx ( 24/02/2006 02:25)
marozevo:
malahelo aho milaza aminao fa mitady hitovy amin'i dadabe ianao.
8O

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1734