Adin'ny firy no tokony ho tonga ny an'ny vevavy normale ?

1. pierre ( 06/02/2006 14:36)
Izao ry zalah a! eo ho eo amin'ny adiny firy na firy minitra vao tokony ho tonga ny an'ny vevavy rehefa manao. Ny an'ny job nay manko malaky loatra ka somary mahagaga ahy ihany. Mba lazalazao hoe izay fantatrareo ny amin'izany .
2. fasaly ( 06/02/2006 15:16)
fangah afaka calculer na le izy e! exciter be lotsa angamba izy de izay no antony, kanefa lay miaraka no tsara indrindra e!:wink:
3. Fiffi ( 06/02/2006 16:24)
O ry pierre a! fa angaha io ho kronometrena ? izay fahatongavany eo dia izay ! Ka raha malaky loatra ny an'ny joba dia mba anjarany no mba miandry e! fa manjary lasa fitiavan-tena indray ilay izy.
4. andry44 ( 06/02/2006 16:30)
ilay joba angaha ry Pierre tonga de mitady hiala?
Fasly:marina izany ry fasaly fa ny miara-tonga no tena milay a!:wink:
5. patrick2002 ( 06/02/2006 18:17)
aza modina fanina kosa fa mba omeo sopapa ilay bandy eh!ny an'ny bandy izao misy hoe manao tangilo-bitro,eo @ 2 minute eo,dia misyhoe hainan-tsoavaly 45 minute eo ,fa en moyenne ny bandy eo @ 6 a 9 minute eo,dia ny an'areo sipa mba hanotanian'ny ra-piera hoe firy:P:P
6. fasaly ( 06/02/2006 18:55)
eo amin'ny 10mn eo angmba izy izay raha vao premier coup:-w
7. patrick2002 ( 06/02/2006 20:18)
ary ny an'ny fasaly izany tena pistolet automatique 12 coup angamba:lol::lol:
8. fasaly ( 06/02/2006 20:59)
:-$ clamos.....! mandeha manja io ka!:-w
9. mamzelkely ( 07/02/2006 06:49)
arakaraka ny feeling ko sa angamba io fa ts azo calculer-na ee
10. ari.malala ( 07/02/2006 11:41)
tsy haiko alo fa ny ana le miaraka no tiko e
11. boubounezy ( 07/02/2006 11:51)
fasaly azo calculéna ny fahatongavany io kia fa refa diso notazoum ela lotsa dé zay vô tsy tana tsony fa nefa tsy misy tsara otsany miaraka fa otsany akou na miaraka aza tô tsy milay kou!:wink:



fangah afaka calculer na le izy e! exciter be lotsa angamba izy de izay no antony, kanefa lay miaraka no tsara indrindra e!:wink:
[/quote]


12. fasaly ( 07/02/2006 12:00)
:-*
13. mamzelkely ( 07/02/2006 12:07)
pierre< fa ts tsara ve klou zany we tonga ny an le sipa eee:roll:

ny ahy ko alo le miaraka no tiko ee ary fasaly :-D:-D
14. Dezy ( 07/02/2006 12:31)
ka eo @ firy minitra eo zany amperahina zany ééé?? ny any mamzely zao firy???
15. vale ( 07/02/2006 12:56)
Fiffi:

O ry pierre a! fa angaha io ho kronometrena ? izay fahatongavany eo dia izay ! Ka raha malaky loatra ny an'ny joba dia mba anjarany no mba miandry e! fa manjary lasa fitiavan-tena indray ilay izy.


Fiffi: tô ny mifanoitra indray izany teneninjy izany an,:-D:-D le sipa ange no malaky beuuu e, ka izy no tokony hiandry...
16. vale ( 07/02/2006 12:59)
hum! ny fandreako @ sipa nefa dia ny an'ny sipa ela vô tonga, tsy haiko na firy mn izany alou na firy, tsy arakaraka ny feeling tokoa ve io e?:^):^)
17. Fiffi ( 07/02/2006 14:22)
:-D:-D:-D nareo ka!
18. fasaly ( 07/02/2006 16:03)
mamzel: io efa voalazako ery ambony be ery ny ahy miara tonga koa! amizay miara-mitrana be dooly :-D
19. fasaly ( 07/02/2006 16:05)
vale ka zay no mazaiko hoe 10mn ny volaohany de ny fanindroany mbla lasa 30mn de eritrerto almzany ny fanitelony sy ny faniefany:-w atao mipotrapotraka mahintsy ny hatsembohan'ny ilay bandy vao tonga e!:-$:-w
20. Ralay ( 07/02/2006 17:48)
Fa misy mi-temps firy la izy sa quart-temps moa zany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2159