Adin'ny firy no tokony ho tonga ny an'ny vevavy normale ?

21. fasaly ( 07/02/2006 18:40)
isaky ny quart temps ry ralay a! sa ve tsy mety zany fanisako azy zany???????:°)
22. fijo ( 07/02/2006 21:40)
nijery boky aho ,vao namaly an'ity,ka raha normaly hono,dia tokony ho 5mn eo ho eo ny an'ny sipa no tonga.izany hoe 5mn ,manomboka amin'ilay miditra iny,fa tsy 5 mn amnomboka mirevy.
23. mamzelkely ( 08/02/2006 06:39)
Dezy:

ka eo @ firy minitra eo zany amperahina zany ééé?? ny any mamzely zao firy???



ny ahy refa tiko ho tonga de tonga ka na 10segondra aza =))
24. Dezy ( 08/02/2006 09:13)
marina vé ??hihihihihi tsy araka njay ra zany knou ela lotra :*
25. fasaly ( 08/02/2006 09:42)
fijo ka raha izany lay izy de mitombina ihany ny ahy voalazako hoe 10 mnn io raha izany:°)
kanefa kou mou ny tena virja de be calcul ery:^)



mamzl: malaky be njy zany raha kestion de segonde:-D
26. mamzelkely ( 08/02/2006 11:44)
dezy< ts araka aôna njay eee enao ko aaaa:-D:-D

fasaly< vinavinan'olona virj ko nge io eeee:wink::-D:-D
27. fijo ( 08/02/2006 21:07)
he he he tsika vieja ireto wa milay e
28. mamzelkely ( 09/02/2006 07:12)
k'hita koo :-D
29. Dof ( 09/02/2006 13:02)
miankina @ sentiment io o a!
30. mandrindra ( 09/02/2006 13:22)
fa inona aloha ilay tonga e? tsy arako mihitsy fa na ny virja sasany aza mahay beeee. ny mpampianatra hono 10 segondra, ny mpianatra 5 minitra ny salanisa. ka tonga aiza kay ôôô ?????
31. fasaly ( 09/02/2006 15:11)
mandrindra: tonga any am faratampony e!:°) misento kely rehefa tonga any......:-w
32. Ralay ( 09/02/2006 15:20)
fasaly> aza misento aloha fa zah mbola eto :-D
33. mandrindra ( 09/02/2006 15:57)
fasaly, vao maika tsy azo, fara-tampon'ny inona indray izany? dia ahoana koa izany misento kely, indray maka monja ve sa mametsovetso ?
34. fasaly ( 09/02/2006 16:33)
ralay misentom-pahasambarana nge zany e!:-D hoe: vitaaaaaaa! manaraka koa!.......:°)


ka efa hoe faratampony ry mandrindra a! lanitra fahafito hoy itsika e! mbola tsy kopy ihany ve toi sa mody fanina e!:wink: ka lay misento io fanaon'ny olona rehefa avy tonga tany am faratampny tany, rehefa nahazo fahasambarana be iny de miandry ny manaraka njay:°)
35. Dezy ( 09/02/2006 16:54)
kou o r'ity ékou tsy aleo klou mifoka :@kely de misotro ronono de zay njay vao mitady ny faratampony fa2??
36. fasaly ( 09/02/2006 18:27)
dezy zay le tena tsy mety zay, laozanareo mifoka de misotro kalou! nefa ny sipa efa sasamiandry ny 2eme tour......:^)
37. Herimiafina ( 10/02/2006 16:33)
Miankina amin'ny toebatan'ilay sipa io ary miankina ihany ko amin'ny fomba hitondran'ilay bandy azy.

Misy mantsy ny olona antsoina hoe chronaxie faible izany hoe mora taitra, ary ny olona chronaxie forte na sarotra taitra be. Resaka neurologie izany.

Ilaina ny antsoina hoe prélude mba hahafahana mamantatra ny toerana rehetra eo amin'ny vatan'ilay olona (terminaison des nerfs) izay maha-excité azy kokoa.

Rehefa hita ireo dia mandeha tsikelikely ny safosafo, miakatra miadana ary rehefa tonga eo amin'ilay antsoina hoe "seuil d'excitabilité" ka mbola tohizana dia miditra amin,ny orgasme ilay olona.

Ny tokony hatao izany dia izay hahatratrarana io seuil io fotsiny amin'ny alalan,ny prelude de avy eo mora ny manaraka na dia misy elanelana 10mn aza vao tena manao firaisana.;-)
38. fasaly ( 10/02/2006 18:57)
mahay zavatsa mahintsy injy ity an!:°):-*
39. Herimiafina ( 10/02/2006 20:20)
Njy ity konkou tena mahay mahintsiny kah, hehehe:-*:*
40. fijo ( 11/02/2006 04:50)
herimiafina,tsy be kajy loatra ve izany kle,ny tena efa maika ny tsy ho virja intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2457