Adin'ny firy no tokony ho tonga ny an'ny vevavy normale ?
46. boubounezy
(
20/03/2006 15:00)
:D fiffi a! ny anah kia aiko tsara ny mitana azy a! arakiny tenniny fasaly hoe miaraka no tsara dé aleoko mintsy miaraka jusqu'a la fin e!:roll::-D:-D:-D:-D
Fiffi:
O ry pierre a! fa angaha io ho kronometrena ? izay fahatongavany eo dia izay ! Ka raha malaky loatra ny an'ny joba dia mba anjarany no mba miandry e! fa manjary lasa fitiavan-tena indray ilay izy.
