voyage tanà-diégo

1. booboo ( 06/02/2006 09:46)
Tsy haiko raha ato no tokony hametrahako an'ity fa mba misy afaka mamaly ve, azafady, hoe :

-Efa vita tsara ve ny lalana mankany Diégo iny ? Dia hafiriana eo no faharetan'ny dia raha @ taxi-brousse : Antananarivo-Diégo.

-Raha toa indray ka miala ao Nosy-Be (Mahajanga)indray dia mety hafiriana koa vao tonga any Diégo raha mandeha sambo ?

Misaotra.
2. fasaly ( 06/02/2006 10:11)
handeha ngah booboo???? bon voyage mialohaaza e!
maninona raha mande avion malaky be no tsy malmizana?:wink:
3. rurik ( 06/02/2006 11:55)
fasaly:wink::wink:
4. mandrindra ( 06/02/2006 12:08)
ka mety ilay mijery paysaga anie no mahafinaritra azy e. Sady ny mandeha raopilanina koa anie lafo ihany. raha tsy hoe air mad no andehanana mankany dago, amin'izay mahazo fihenambidy 50% amin'izay tianao aleha ao dago.
5. dadabe ( 06/02/2006 12:55)
:lol::lol: mba valio aloha le fanontanian'i booboo ho anareo izay efa tany e, zah manko tsy mbola tany e
6. fasaly ( 06/02/2006 14:05)
ka zà mbola tsy nanao lavalina tany ange fa ny hevitra no atsipiko e! sao mba maninotna azy kanou!!!!
7. booboo ( 06/02/2006 15:50)
fasaly > sôtra ô. Tsy ahitan-draha ilay mandeha avion eeeeeeee.

8. fasaly ( 06/02/2006 16:06)
kou za nge tsinona matahatsa axident e! toa misy foana kou!!!! eny e! miakina am tsirairay io ka!8)
9. Veloo ( 06/02/2006 19:32)
ny rahavaviko avy tany aky ry booboo tena tsara be mihitsy hono ny lalana. Fa tsy fantatro ndray oe Adin'ny firy:oops::oops:
10. lo ( 07/02/2006 02:54)
le we tsara b aloha ny lalana tsy marina e, mbola tsy vita hatramfarany mantsy iny fa misy partie tena mbola fasana b. Rah zao fahavaratra zao d 3 andro eo vo tonga, rah taxi-brousse, na fiara madinika. Rah tena ao anaty orana d misy transbordement in2 eo na mihoatra aza ndraindray. Raha maina ny andro d eo am 36h eo
11. fasaly ( 07/02/2006 05:06)
kay kay kay! zay azany le tena......:°)
12. mandrindra ( 07/02/2006 14:52)
fa mety milay anie izany satria fialantsasatra no atao sady aventura no tadiavina e, mbô matory any anty fotaka, misasa amin'ny rano mandeha ..., manosika fiara ..
13. pissoa ( 07/02/2006 15:10)
Ie - milay be izany, ankoatra ilay misasa amin'ny rano mandeha :roll:
14. Veloo ( 07/02/2006 16:33)
pissoa 8O rano mandeha ahona aky?
lo a zany ve mbola tsy vita? :(
15. hesham ( 07/02/2006 17:36)
Efa ela2 ihany za no tsy tany fa taloha 3 na 4 jours eo raha mandeha taxi brosy fa raha anao ny fiara ka 4x4 dia 1 andro na 2 andro farafabeny dia tonga , raha avy ao Majunga -Nosy be -Diego in1 dia mety mandany 2 andro eo raha mitohy ny zotra , efa ela2 io fa tsy haiko amizao . Za raha misafidy dia aleoko fona mandeha tomobila na sambo fa tena aventure tsisy otrizany , mba andramo ange ry reto eee , raha misy namana fa tsy mande rery kosa an.Avion sady lafo no tsy ahitandraha .

Fasaly an refa hoavy zay ange ny loza tsy mandondona e , ka na avion na tomobila na sambo refa hoavy ny loza dia tonga fona ka aza alefa lotra amizany ny saina fa tsy ahitandraha ange mande avion eee
16. booboo ( 07/02/2006 19:03)
mandrindra > aventures ôtra reo mitsy lé tadiavinay.
veloo > :-* tsy maninona kah.
hesham > misaotra indrindra ô.
17. hesham ( 07/02/2006 19:27)
booboo tsy misy fisorana ooo , mba ento hanaraka anao za eeee , manina be iny lalana iny za de aza adino za refa mihinana pistole hihihihi fenak`oho atony zany an hhuuummmm de asina lasary manga koa hhuumm oka fotsiny .:-D:-D:-D
18. Veloo ( 07/02/2006 19:41)
hesham a ie wa aky za ko zany mba te ande:°)
19. zandrikely ( 08/02/2006 19:00)
mandehana fiara ry boobooo a , sady mahita zavatra enao no misonenika @ lalana vaovao , hafa ihany anie zany mahita ny tanana vakivakin'ny lalana zany e , sady tana diego zany ahitanjavatra an
20. lebaba ( 08/02/2006 19:06)
za efa ela be no tsy tany fa entre Mampikony sy Port bergé iny no tena gidraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1636