voyage tanà-diégo

21. Veloo ( 08/02/2006 20:40)
zandrikely a no sady mihinana von-dalana knou :wink::miam::miam::miam:
22. fijo ( 09/02/2006 04:49)
booboo an,raha efa vita ny lalana dia mety ho haingana,fa raha tsy mbola vita dia mizara roa.
raha maintany,dia roa andro vao tonga any.

raha fahavaratra dia arakaraky ny mpanosika fiara,fa indraindray 10 andro.
23. mandrindra ( 09/02/2006 10:11)
4L izany no tokony entina rehefa fahavaratra fa iny mora atosika
24. Veloo ( 09/02/2006 19:46)
:-D:-D:-D mandrindra..za dia nahita aventure mihitsy @ ireny taxi 4L ao Tana reny ka :-D:-D
25. mandrindra ( 13/02/2006 09:17)
mbô tantarao hoe ry veloo !!!
26. Veloo ( 13/02/2006 22:29)
ny taxi ao Tana moa dia ireny efa antitra be ireny ary misy savatra simba fona. Avy netsena zany zahay 4 mianadahy dia naka taxi 4L ireny.. dia samy niditra t@ varavarana tsiray2 dia niandry an'ilay sofera, dia niandry dia niandry izy etsy miezaka mamoa ny varavarany, teo aho dia efa nanomboka mime nivanitika be.. gaga ireto ankizy niaraka taminay dia nanontany oe fa maninn dia nanondro an'ilay sofera sisa no azoko nataoko satria matin'ny hehy aho dia farany nanontany ilay bandy nipetraka teo akaikiko an'ilay sofera oe fa inn no manjo dia oy ilay sofera oe tsy mety mivoa ny varavarany dia oy izy oe" aleo rangaha za aloha iditra eo @ varavaranao fa tena tsy mety mivoa lety a"... de nivoka ilay bandy teo aloha de zay...:-D:-D:-D tsy mampime ve?:°)
27. Herimiafina ( 13/02/2006 23:12)
Otran'ny mampalahelo be anah izany fa tsy mampihomehy indray klé, mba marina e!:roll::roll:
28. mandrindra ( 15/02/2006 14:00)
aiza kosa no hoe mampalahelo fa efa fombanjavatra any amin'ny tanana io e. ny fiara rehefa mandeha dia izay aloha no ilaina.
29. hesham ( 18/02/2006 16:23)
sady miomehy aho no malahelo ry veloo hihihihihihi, mety wen amile olona niaraka taminao ngamba le sofera de mampalahelo kely hihihihi
30. cutie ( 21/02/2006 15:45)
: Veloo [ Valio ] 14-02-2006 02:29:20
Lohateny : Re : voyage tanà-diégo
ny taxi ao Tana moa dia ireny efa antitra be ireny ary misy savatra simba fona. Avy netsena zany zahay 4 mianadahy dia naka taxi 4L ireny.. dia samy niditra t@ varavarana tsiray2 dia niandry an'ilay sofera, dia niandry dia niandry izy etsy miezaka mamoa ny varavarany, teo aho dia efa nanomboka mime nivanitika be.. gaga ireto ankizy niaraka taminay dia nanontany oe fa maninn dia nanondro an'ilay sofera sisa no azoko nataoko satria matin'ny hehy aho dia farany nanontany ilay bandy nipetraka teo akaikiko an'ilay sofera oe fa inn no manjo dia oy ilay sofera oe tsy mety mivoa ny varavarany dia oy izy oe" aleo rangaha za aloha iditra eo @ varavaranao fa tena tsy mety mivoa lety a"... de nivoka ilay bandy teo aloha de zay... tsy mampime ve?

tapa-tsinay za :-D:-D:-D:-D
31. Veloo ( 22/02/2006 15:38)
ry hery ko rehefa mande any njy dia mahita knou ...

mandrindra a ilay sofera ko anie tsy mivaky loha akory e miaraka mime aminay :-D:-D
hesham, cutie :-D:-D
32. bozimanga ( 23/02/2006 10:39)
mbola misy lalana tena ratsy miala avy eo bekoratsaka atsimo kelin' ny Mampikony ka hatrany Ambanja ary @ zao fotoana izao dia eo @ deux (2) jours andalana eo vao tonga any eh. fa na izany aza "bon voyage "fa aza atao mahakivy izany eh!
33. Veloo ( 23/02/2006 19:26)
:-w:-w
34. zandrikely ( 26/02/2006 18:06)
veloooo : fa rahovina enao no andeha hoany , io anie miankina @ ilay fotona andehanana any e , ra fahavaratra aloha dia mety ho ghidraka @ ilay lalana mbola tsy vita fa ra maina ny tany , mandeha fona io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5133