fantasme
1. vivi
(
03/02/2006 18:52)
aleo aloha tena hanao resa-behivavy marina !, ny ahy ny type-ny bandy nofinofisiko akia i julian macmahon,mel gibson (zao aloha izy efa soara e!),don diamond, tsy we mitady bandy hotran'io za fa io no mba bandy mafinaritra ny masoko sy ny saiko , ary iza ny anareo?
novalian'i urpaf ny 17/12/2007 17:03
2. fasaly
(
03/02/2006 19:26)
ny ahy lay somary be molotra ireny (otran'ny pulpeuse) raha vehivavy, tsy de tia fotsy beuhhhh zany zà! couleur café au lait na café:wink: si possible tsy misy volo tsatsa; somary bokony fa tsy bokony be (type usher, na mario ) ohatra
5. fasaly
(
03/02/2006 19:38)
ié ricky martin kou tiko ka! tena izy mandihy valahana iny tena humm be mahintsy sady ny gabarit ao tsara lol....rehefa hispanik kou de tiko.
6. Veloo
(
03/02/2006 19:38)
ny ahy Tom Cruse indrindra moa lery rehefa ataony lavalava iny ilay volony mmmmmmmmmm:wink:
7. vale
(
03/02/2006 19:47)
vivi:
ndry zany ry vale tia any ricky martin raha izany ,
ie fa tsy de tiko otran'ireo sasany ireo nefa an!:-D
9. Vahinala
(
03/02/2006 19:58)
Nena i Rolf, gasy petaka be io nefa mahafinaritra ahy ny vatany, tsotra be izy sady manifinify, za rahateo tia olona somary kelikely, d ny mampmé d zao, ilay olona miaraka amiko amzao fotoana tena "il lui ressemble comme 2 gouttes d'o" ! :-D:-D:-D:-D
11. vivi
(
03/02/2006 21:27)
vahinala< iza moa akia rolf, fa efa tena tsy maharaka intsony e!
ny ahy hatiavako any julian macmahon ndray @ ilay nip/tuck, fa tena mahay mampirevy b !, fa ny olona koa rehefa brun d milay foana e!, fa za aloha tsy attiré @blond e!, za zao tsy d tena mahita any brad pitt we beau na i david haliday reny , io aloha sami manana ny gout-any e!
ny ahy hatiavako any julian macmahon ndray @ ilay nip/tuck, fa tena mahay mampirevy b !, fa ny olona koa rehefa brun d milay foana e!, fa za aloha tsy attiré @blond e!, za zao tsy d tena mahita any brad pitt we beau na i david haliday reny , io aloha sami manana ny gout-any e!
13. akamatiana
(
04/02/2006 04:38)
vale zah kou mirevy an'i Iverson kle :wink: de i Enrique Iglesias kou mahafinaritra ahy na ratsy azany fa charmant lesry sady itako be fitiavana kle!!:-D
14. fasaly
(
04/02/2006 07:18)
ié enriqué koa tiko de i david graig, fa raha gasy dia i kix ihany kalou hatram zao, tsy miova:P
16. vale
(
04/02/2006 22:40)
@ le iverson e:wink:tena tiko be izy @ le volony somary lava dia randranina mmmmmm!:°):°):°)
18. Veloo
(
05/02/2006 02:28)
ka iza ary ny gasy tsara a alefaso eto oe ny saariny za tsy mahita knou:roll:
19. akamatiana
(
05/02/2006 04:40)
ka iza ary ny gasy tsara a alefaso eto oe ny saariny za tsy mahita knou:-D:-DMisy bandy gasy mpanao film zay milay akia !! tsy tadidiko ny anarany
vale ie , lery refa mirandrana iny mitsy tena hummmm mitsy kle!!
20. pissoa
(
05/02/2006 08:24)
xxx:
hay ireto tsy misy tia gasy fa vozongo daholo le :evil::evil:
Raha lehilahy xxx dia ndeha ovaiko i xxx nofinofisiko :roll::-*:-D:-D