fantasme
61. mamzelkely
(
08/02/2006 11:02)
diamondra< hihihihi zay ftsn ve le fantasme
fasaly< de manjary ts afak mihira mandrotsirotsy tsony refa midodo izy ee :( :-D:-D atao mivara-mena be ftsn hihihi de i ben njay bogosy ftsn v tout http://www.postershop.fr/Affleck-Ben/Affleck-Ben-Photo-XL-Ben-Affleck-6222411.html
de kix njay mhhhhhhh http://www.madanight.com/modules/eGallery/gallery/Ambondrona_16_01/thumbs/Ambondrona_27.jpg

63. diamondra27
(
08/02/2006 11:18)
mamzelkely: ka tsy azo tantaraina eto le izy koa , manjary voafafa nefa tena hum be!:-D:-D:-D:-D.
Njy koa curieuse an! eo ary fa tohizako kely e!
Le kof n' sera² 'zany de bogany doly ary ny joba tena milay doly an!tsy tahaka ny @hafa :-D:-D:-D:wink:
Njy koa curieuse an! eo ary fa tohizako kely e!
Le kof n' sera² 'zany de bogany doly ary ny joba tena milay doly an!tsy tahaka ny @hafa :-D:-D:-D:wink:
65. fasaly
(
08/02/2006 12:52)
mamzel: tena vao maika nasianjy anil'ay sary ireo an! tena vao maika nipararetsa ampitoerana fotsiny teto zà fa romotra be lol,
aleo tsy afaka hihira sy tsy hanao film any tsony fa rehefa tanteraka lay fantasme -ko de zay no tena izy e!:°)
aleo tsy afaka hihira sy tsy hanao film any tsony fa rehefa tanteraka lay fantasme -ko de zay no tena izy e!:°)
67. mamzelkely
(
08/02/2006 13:28)
de aleo klou zany za no hande alo fa tô ôtsan ho vizan njy ry zareo :-D
diamondra< bitsio wa ee:°)
diamondra< bitsio wa ee:°)
69. mamzelkely
(
08/02/2006 14:24)
nan ts vizaniko ry zareo ka t'inquiète tsika wa mahay mifanaraka :wink::-D
70. fijo
(
08/02/2006 21:20)
momondra an,tandremo fa steven segal,vao nandalo pitsara noho ny famonoana vady an.
71. Veloo
(
09/02/2006 03:05)
fijo:-D
ka tsisy afa tsy i kixxx sy ben angaha no tsara ry reto:roll:
aiza ny gasy manja e? za mbola tsy nahita hatramin'izao knou:-D
ka tsisy afa tsy i kixxx sy ben angaha no tsara ry reto:roll:
aiza ny gasy manja e? za mbola tsy nahita hatramin'izao knou:-D
74. diamondra27
(
09/02/2006 06:43)
fijo: kozy ve? tena taraiky njay za zany. FILM io sa tena izy e?
Tena vady réel fa tsy film tsony ve no novonoiny? hum, nefa nge vao haingana izy no lasa mpihira e!
novonoiny TUER ve sa hoe novonoiny=FEMME BATTUE e!
Andraso aloha jereko njay zany klé.
Tena vady réel fa tsy film tsony ve no novonoiny? hum, nefa nge vao haingana izy no lasa mpihira e!
novonoiny TUER ve sa hoe novonoiny=FEMME BATTUE e!
Andraso aloha jereko njay zany klé.
75. fasaly
(
09/02/2006 16:23)
veloo: tseko alou fa i kix no mba lanin'ny vavony hatramzao, ny anjy ngah i "françis turbo":°):-w
76. Veloo
(
09/02/2006 20:41)
o ry fasaly a an3 inn ve dia mba tsara? njy zay no nahita azy tsara knou :-D:-D:-D
Za mianjy an'i mamzel andefa bandy gasy bogosy...:-*
Za mianjy an'i mamzel andefa bandy gasy bogosy...:-*
78. mamzelkely
(
10/02/2006 06:05)
ty aza le izy veloo bandy gasy sady bogosy aaaa zay no tedavinjy teo aa :wink:
http://www.vokovoko.freesurf.fr/sarympihira/mpihira_302_1110134285
na
http://www.sobika.com/v2/img/img_soiree/2005/ambondrona/ambondrona_36.jpg
http://www.vokovoko.freesurf.fr/sarympihira/mpihira_302_1110134285
na
http://www.sobika.com/v2/img/img_soiree/2005/ambondrona/ambondrona_36.jpg
80. Samoana
(
10/02/2006 13:59)
Mety mihintsy ilay lohateny hoe fantasme nataon'i vivi. Raha pour une nuit mety manaiky ireo bôgôsy sy be detanty voatanisanareo zazavavindrano ireo . Raha pour la vie kosa dia torona hevitra ianareo hiafiafy aminay ratsiratsy ihany mba tsy hisian'ny risque hisaraka loatra:lol: