fantasme

101. diamondra27 ( 15/02/2006 08:31)
vale, mamz: jereo ery @ mombamomba azy e! bener ny ps-ny

de jereo fa misy sariny ao!
ahoana? bogosy sa tsia?

aza varivariana ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso an!
102. vale ( 17/02/2006 17:53)
:P:°):°):°)
103. fijo ( 17/02/2006 21:59)
diamondra tsy novonoiny maty fa ,daroka be ka.tena izy io fa tsy film
104. diamondra27 ( 17/02/2006 22:36)
fijo: sao de mbola noheverina fa ni-tourner film kosa aza e! ok , merci @ le info!

andraso indray ary za eritreritra kely fa soloiko io fantasme io e!
105. manantsoa ( 02/06/2006 14:44)
Marobe no tsara ivelany fotsiny fa tena tsy manome fafiny anareo akory rehefa tena izy.
Firifiry akory ny vhv diso fanantenana fa lava ranjanana be ilay bandy tiany kanefa kely dia kely ilay fikabe rehefa nojerena sy hoampiasaina.
106. urpaf ( 17/12/2007 17:03)
za bandy kely gasy 21 ans ary ny fantasmako dia madama gasy 30-50 na 52 ans
aminareo ve misy attiré amina tanora mitovy taona amiko dia tantarao hoe inona no tena hitiavanao tanora tahakanahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2399