angidina
1. Dezy
(
01/02/2006 16:12)
Nisy kofa sy joba nirevy tao anaty fiara teny amoron-dalana somary mangina ihany.Ela ela teo de nangataka lé kofa ,nieritreritra we efa ampy zay ny échofément,kanjo tsy nety lé joba.De nidongy teo lery nefa tsy nahazo ary ny farany no forsény le joba.Lé joba namaly de nanao wé
-Tapahiko io ra mbola miforsé eo ihany enao an
Tsy nirara lery fa mbola nampidina pataloha ihany sady manery.Ny farany tezitra be le sipa ary tena no tapahiny tokoa, de natsiny tany ivelany.Nisy fiara nandalo kay ary tonga de nipetaka teo @ fitaratra aloha lé izy,oul roa no tao anatiny lay fiara ,dadany sy zanany vavy.Nahita lé dadany de tonga de nalefany ny famafana fitaratra fa lé zanany vavy kosa nanotany wé
Fa inn iny ry dada??
sadaikatra le ray namaly de zay tonga tao ambavany no teneniny
-Angdina iny éé
de hoy lay zanany
-Mba be bibity ko zany angidina zany an(misaotra naharitra ééé)

novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:33
2. fasaly
(
01/02/2006 16:23)
8) kou tsy maty ve zany lay bandy voatapaka raha izany fa lasa nanao angidina ny entana kanou!
fa manja kosa lay mirevy anaty fiara fa naninona ra sipa hono no tsy nety??????:wink:
fa manja kosa lay mirevy anaty fiara fa naninona ra sipa hono no tsy nety??????:wink:
4. Herimiafina
(
01/02/2006 18:16)
Kay leity e! Simba amin'izany ny vam milay be klé, tsss hehehehehe=))=))
10. mamzelkely
(
02/02/2006 07:26)
fasaly< manimba tôlmôbil ono zany revy anaty fiara zany kooo:-D:-D
15. sonwin
(
03/02/2006 09:58)
ary ny anay nefa toa simba foana kle?:-? , sa tsy ovaovaina ilay sipa ao anatiny dia tsy simba amin'izay?:-D:-D
16. pissoa
(
03/02/2006 13:07)
Noheveriko fa le hitontonan'ny angidina no manimba fiara :-D:-D kay misy resaka sipa soloina tampoka :roll: :-D:-D
17. Dezy
(
03/02/2006 16:39)
ka tsy eny @ paresoka anie sonwin no anaovana azy fa ao anatiny éé,reny mora simba
19. fasaly
(
04/02/2006 08:20)
ié ao anatiny nge ry sonwin e! fa taiza njay ary nareo zany no nampiasa angidina be klé!
rehefa lay sempotra be iny nareo ka manjavona be ny fofon'aina ny vitra ny fiara de afaka manao zay tiana ao anatiny ao fa tsy misy mahita mahintsy! ny hafantaran azy fotsiny angah de miotsakotsana be ny fiara ka ho gaga ny mpandalo:wink: