angidina

21. sonwin ( 05/02/2006 17:32)
Dezy> okay e :^)
fasaly> andao andramana ny fiaranareo aza e:^):^)
22. fasaly ( 05/02/2006 17:49)
sonwin! tsy koi, tsara amortisera be nge ny fiarako e! maharaka ny rythme rehetrsa zay hatao aminy rehetra mahatanty saoka beuuuuuuh:wink: tsy misy risk na ny pitina aza8)
23. Veloo ( 05/02/2006 23:24)
:^):^):^):roll:
24. sasa ( 06/02/2006 04:13)
zay tsy manana fiara d ahoana,??? in re izany no ho simba e?:-D:-D:-D:-D:-D
25. Dezy ( 06/02/2006 10:01)
sasa,andramo any anaty bus we ra mety??
26. fasaly ( 06/02/2006 10:21)
ao anaty camion!!!!!:roll:
27. mamzelkely ( 06/02/2006 14:27)
fasly< ny anay ao sur kal ny fiaranay koooooooo ts mety velona tsony de ovaina njay :-D:-D

dezy< za vô saika hiteny we andramo ny taxibe ky ry sasa aaa:-D:-D
28. fasaly ( 06/02/2006 15:11)
ka na tsy velona tsony aza lay fiara anie ry mamzel mety e! fangah ny fiara no mila velomina moa fa lay angidina:-D
29. Dezy ( 06/02/2006 16:58)
@ zay njy ry mamzely tsy maninona tsony fa fiara efa simba zany an ,ataovy mitondra fasaina mihitsy fa tsy misy ataorana tsony zany,ra tsy misy seza tsony de soloy kidoro,iny ihany no tena ilaina an fa sao de atao @ vy eo :-P:-D:-D:-D
30. fasaly ( 06/02/2006 17:41)
31. sasa ( 07/02/2006 03:33)
Dezy hi hihihi kou raha simba amzany kou ny taxi-be an'olona d ahoana? hi hihihi avelao amzao ihany aloha fa tsy ho hita eo ihany ve hoe aiza no atao ???:-D:-D:-D:-D
32. mamzelkely ( 07/02/2006 06:27)
fasaly, dezy< ts milay zny kooo de ao am garage ve hafa ihany le any akodahoda:°):-D
33. Dezy ( 07/02/2006 12:17)
mabole akondro sy koko @zay njy otsany eny pilazy mihitsy,na hapetao fitaratra de milay be ,toamasina tsy mivoka ny garazy :-D:-D:-D
34. mamzelkely ( 07/02/2006 12:21)
:-D:-D aleo fa hitako njay zany hevitrao zanny ry dezy :-D:-D
35. fasaly ( 07/02/2006 12:22)
mamzel, eny am plage!!!:°)
36. ari.malala ( 07/02/2006 13:13)
fasaly:

sonwin! tsy koi, tsara amortisera be nge ny fiarako e! maharaka ny rythme rehetrsa zay hatao aminy rehetra mahatanty saoka beuuuuuuh:wink: tsy misy risk na ny pitina aza8)



invitation v zany ataon'i fasaly zany?:-D:-D:-D
37. fasaly ( 07/02/2006 15:53)
ari.malala: mety koa ka! ho anizay partant(e)s e!:-*
38. Veloo ( 07/02/2006 17:14)
:^):^):^)
39. sonwin ( 07/02/2006 18:50)
fasaly>mhh :-*, raikitra zany kle..d efa omany ny fiara sy ny entana aza fa ho avy ny gabana bois rond:°)
40. fasaly ( 07/02/2006 18:56)
:-D:-D:-D tadidiko zay bois zay ry sonwin a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085