resaka omali

1. xxx ( 30/01/2006 10:33)
ary toa tsy hita aloha ilay resaka nini omali iny e ,
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:10
2. fasaly ( 30/01/2006 10:51)
ka sao de resak'olondehibe iny na lay sary no tsy tsara naseho tato de voafafa lol......
3. vivi ( 30/01/2006 10:54)
nefa anie toa nahafinaritra iny resaka iny fa vetivety teo lasa resa b!, fa misy kiraro tsara b akia tao a! hihihi!,
4. mamzelkely ( 30/01/2006 10:56)
hita ky ry vivi ko nisy kiraro tsara be mits tao :-D
5. mumu ( 30/01/2006 11:06)
lasa any ami'ny resakolondebe
6. diamondra27 ( 30/01/2006 11:16)
ary @ fiarahamonina le izy fa tsy voafafa e!
7. diamondra27 ( 30/01/2006 11:17)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. diamondra27 ( 30/01/2006 11:21)
xxx: ampi-exciter kof indray ngah no atao ato izy io , hummmmm!be no lasa adala ato anio

tandremo fa SAROPIARO za an!...
9. fasaly ( 30/01/2006 11:31)
diamondra , koua na izà aza mankafy kou! fangah ny kofa ihany, ny ahy lay coté sexy, feminina no tena tiko tao ary lay kiraro koa, fa lay tenue latex sns reny tsary de voako lotsa,
lazao kalou zay maha saro-piaro an'i diamonja misy hitanjemanay e!:wink:
10. fasaly ( 30/01/2006 11:32)
jereo fa lasa ary am resaka olondehibe io nini io e!
11. diamondra27 ( 30/01/2006 11:47)
le vatany iray manontolo mihitsy 'zao no tian'ny kof fa tsy kiraro 'zany

aiza indray zany resakolondebe zany ry fasaly, tara njay za zany klé
12. diamondra27 ( 30/01/2006 11:51)
izy=Olona iray izay ihany no mahalala azy e!
13. Vahinala ( 30/01/2006 11:59)
Oupsss ary tena tsy ao tsony marina kle, nefa dia mahafinaritra le zazavavy ray iny ka.
14. fasaly ( 30/01/2006 12:04)
vahinàla ary am resaka olondehibe hoà fa jereo any;..

diamondra: ka sao lasanay eo kou!:wink:
15. mamzelkely ( 30/01/2006 12:07)
misy akana lesona ky le izy eee fa rams ihany n aseho anazy aaa:-D
16. fasaly ( 30/01/2006 12:39)
mamzl: ka aseho an'i ngahy patro kosa ve azany e!:-D:-D sa ingahy mpivaro-kena:-D
17. diamondra27 ( 30/01/2006 13:09)
mamzelkely: =D=D , 'zay mihitsy akia a!aleo miara mijery fa le ramse -ko nga zao tsy hijery antsokosoko eo refa avy namàna iny izy. Fantasme be @ le sipa eo izy fa tonga de asio fepetra sa ahoana no fanaovana azy

18. vivi ( 30/01/2006 13:54)
o ry diamondra a nijery tany @ fiaramonina za teo d nahita ,d zao tsy hita intsony !, manja kosa ilay tany @ ndry noho ilay sipa omaly e!, fa ilay omaly kosa tena pro , e!, na ny kata d efa ry zareo mihintsy e!, aleo marina tigresse tohizay ,cochonne ka ,hihihih
19. fasaly ( 30/01/2006 14:05)
diamondra sy mamzel a! fangah io misy fakàna lesona zany, raha manao ange tonga de samy mahay e!
ka maninona no avela hi fantasme amin'ny sary zay otsan'io fotsiny ry zalahy e! tsy mbola tena gravy ange io ry zavavy e!

vivi: sa ahoana aky, ny tigresse kou nge tena bete de s.....mintsy e:lol:
20. fasaly ( 30/01/2006 14:09)
vivi: efa hoe ary am dinika olon-dehibe ilay izy, nafindra any fa tsy hoe tsy hita izany aky....

vivi a! misy vehivavy manambady manana ireny tenue ireny ka! rehefa hifanarahan'izy mivady izany fa tsy voatery ny pro ihany ny hanao ireny tenue ireny.....
misy koa lay couple mpivady mpamonjy club privé reny, d'efa manao ireny koa fa tsy pro ry zareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364