resaka omali

21. Vahinala ( 30/01/2006 15:00)
Hita aky hoa fasaly koa ! :-D:-D:-D:-D
22. Vahinala ( 30/01/2006 15:21)
Ary fa aiza ry reto zany resaka olon-dehibe zany fa toa tsy hitako an !:(:(
23. Ralay ( 30/01/2006 15:24)
Mba omeo top ny bandy rehefa misy an'izany fa lasa tsy maharaka ry fasaly sy ry vahinala a :lol: :P
24. Vahinala ( 30/01/2006 15:25)
Ralay > Hihihii okay ary e, taraiky ndray anga enao tamin'inn ! :wink:
25. fasaly ( 30/01/2006 15:31)
vahinaàla: mima mampiditra login de misoratra angah mou le miditra resak'olondehibe io, dinika manokana fa tsy taididko tsony lay fidirana ao fa anontanio an'i hery raha ohatra ka! resaka salé ny any e!:wink:


ralay: tsy hadino toi ka! amzay tsika miaraka miana-desona sa ahoana an:°)
26. Vahinala ( 30/01/2006 15:38)
fasaly okay ary e !
27. vivi ( 30/01/2006 16:02)
fasaly a! aiza akia zany rekaka olondehib zany fa tsy aiko ny miditra ao,
fasaly< hay moa tsika 2 l tigresse mali!, nefa efa nahita olona nikotiany akia omaly tsy hita intsony ilay bandy!, tss manimba revy mihintsy
28. fasaly ( 30/01/2006 18:52)
viv: efa nandefa mssg ho anjy aky zà de haraho amin'iny a! njy mantsy toa partante be amilay resaka kivalavala kanou!
29. Veloo ( 31/01/2006 00:11)
aleo lasa any @ afa fa tsy dia tsara lotra kle:wink:
30. fasaly ( 31/01/2006 05:23)
ié zay manakafy azy ihany no mankàny, fa zà kalou manakafy azy e! misy sariny mafatifaty tao manao robe kely rose rose iny de mitondra poketra rose marika chanel hummmmmmm sexy!!!!!!!
31. fasaly ( 31/01/2006 05:25)
betsaka sariny tsara ihany kalou tao e! à part lay manao tenue fetiche reny, nisy ilay teo ampandriana natory manao jupe lava be talon aiguille iny kou tiko be mahintsy......c'est une très belle foto
32. diamondra27 ( 31/01/2006 05:54)
za nge mbola mahita site hafa an'azy e! ze mila de manangatanana fa omeko

toa tena mahaliana anareo le izy an! hummmmmm
misy maromaro izy no ao Paris ao fa tsy iny irery fa iny 'zany no mba natao plouf plouf teo de izy no voatondro e!

Sao de misy te- hifandray aminy? Ze te haka lesona? hihihi....Omeko ny N° tél sy mail-ny
33. xxx ( 31/01/2006 09:52)
aleo hivalona ny @iny e!
34. lapino ( 31/01/2006 09:56)
Toa mahaliana izy izany, fa aiza daholo indray àry izany maromaro ao Paris ao izany kle?!!!!!
35. fasaly ( 31/01/2006 11:52)
soa ihany zay fa tsy parisienne klé:lol:
36. fasaly ( 31/01/2006 11:54)
diamondra: fa ny mankafy ny sariny tsy midika fa teh hifandray aminy na te hianatra lesona aminy, tsy misy lesona ianarana amilay sary mantsy fa maso mijery tsy mitondra mody lay izy e!
juste hoe fahafinaretan'ny maso fotsiny ho an'ny tia sary otrahy zany.....
37. mamzelkely ( 31/01/2006 14:26)
zay kosa alo naka lesona am le pozy fangalana sary ee :-D ts vôtery hanao an le tenue alo eee fa mba le pôzy ee:-D:-D
38. vivi ( 31/01/2006 14:54)
tsy hitako akia fasaly zany mssg nalefandry zany ,ka!,ary mba andefaso ssopapa ry diamondra fa ndry toa mahita lalana b, sadi hijerevana nilay tenu sexy fa toa misy azo halain-tahaka ihany ilay izy koa ,fa @ zay araka ny tenendry we manao toa ny mpivaro-tena rehefa eny hampandriana, vhv idealy io an!
39. fasaly ( 31/01/2006 15:22)
tsy voarainjy zany de toute façon barakay tao am skyblog aky lay nini! interdit lay sary hono satria karazana pub proffessionel de izay angamba no nanesorana azy fa jereo ange raha mivoaka tsony e! mandehana resaka olondehibe....
vivi: eto aza no atoroko anjy raha te hiditraresakaolondehibe injy de midira etsy amin'nny hoe; resaka manokana de mampiditra login de araho eo foana fa tafiditra indry de vao manokatra dinika indry de mahita dinika resaka olondehibe io koa!
40. vivi ( 31/01/2006 15:27)
misaotra akia fa handeha ho jereko rehefa avi eo!, raha atao kosa aloha d efa pub ho nini ilay t@ alahady teo iny e!, tara daholo ny bandiny serasera !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084