resaka omali

41. fasaly ( 31/01/2006 16:20)
fangah ny sersera ihany no nahita iny fa europe et monde entier, miparitaka ange io skyblog io e! de tanteraka zay niriany satria tena hitako ho pub lay izy de somary nasiany adresse ihany hoe
http://nini.bookfoto.com// ka asa io na hisokatra zao
de nisy adresse mail na contact koa tao, ka aza gaga raha hisy actrice gasy playboy atsy ho atsy hihihi!
42. lapino ( 31/01/2006 16:46)
Nankaiza marina ilay skyblog? Toa no-modérer-ndry lerony? hihhiii
43. fasaly ( 31/01/2006 16:57)
vita sahady ny asany zao kou! efa feno ny kipetra de najanona amzay:wink:
44. diamondra27 ( 31/01/2006 17:21)
paozy fotsiny ireny fa tsy misy le izy tena an§

skyblog nga moa le izy?tsy skyblog iny fa site skyblog hafa ny ps-ny hihihi fa tsy omeko intsony sao misy zistoire eto za
45. vivi ( 31/01/2006 18:24)
tena aleo ry diamondra sy fasaly mba hijerijery fa toa tsy mahai ninoninona mihintsy ty za , eo vao bedy we tsy mihana-desona , za zao vao avy nividy ilay svtment sexy ry diamondra ka tsy hay we ahay lesona na ahoan, secret an! hihihi
46. fasaly ( 31/01/2006 20:00)
vivi: tsy misy lesona ianarana wa! reny zao fotsiny mandehàna eo am devant ny fitaratra be njy de anaovy izay soys vetement sexy njy zay de manaova paozy samy hafa eo indry de zay hitanjy fa milay ohatra "snesuelle" zany de averimbereno eo fa ahita paozy isankarazany njy! ny olona tia manao paozy koa ange olona tia fitaratra e! tia mijery ny sariny amin'ny fitaratra olona jejo ka tsy hitako zay olana hihihihi:wink:
47. fijo ( 31/01/2006 22:31)
aza jejo intsony rankizy an
48. diamondra27 ( 01/02/2006 05:42)
mampme 'nareo 'reto ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. Fiffi ( 01/02/2006 06:32)
fijo: eny ry dadabe ah! :-D:-D:-D:-D
diamondra: hatraty io :-D:-D:-D
50. Herytae ( 01/02/2006 10:05)
raha tovovavy no tsy ho jejo, modia ho ramamabe!
51. dadabe ( 01/02/2006 14:08)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 01-02-2006 10:32:24
Lohateny : Re : resaka omali
fijo: eny ry dadabe ah!
diamondra: hatraty io

fiffi>:-w:-w fijo ve no dadabe

zah aloha tsy kopy le resaka ato e
52. fasaly ( 01/02/2006 16:04)
tara ndray dadabe zany, indry no tena dadabe aminy e! ka araka ny foilazan'i herytae io hoe izay tsy ho jejo hono modia ho ramamabe, ka ahoana toi amzany????
53. fijo ( 01/02/2006 20:10)
ka aza jejo loatra wa fa manjary manaitra ny sainay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.251