EO INDRAY ZANY AN!
1. diamondra27
(
18/01/2006 19:35)
Mba te- hampiasa saina anareo kely 'zany ny tenako sy hanome fahafampo an'i namana iray zay nangataka blagy hoe: refa mampme kia de zay no zavadebe
Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto?
1°/ 2ab/2fr.16=2bb
2°/ 100 HO 7 + LHO + L100
3°/6.7.1.Q.9.
7.1.Q.e.3.
6.7.1.Q.e.3.
2.100. servir!!!
mazotoa
Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto?
1°/ 2ab/2fr.16=2bb
2°/ 100 HO 7 + LHO + L100
3°/6.7.1.Q.9.
7.1.Q.e.3.
6.7.1.Q.e.3.
2.100. servir!!!
mazotoa
novalian'i Veloo ny 27/01/2006 19:28
2. Mariano
(
18/01/2006 19:44)
Ny math tany an-tsekoly aza ry Diamondra efa nila hahasola loha mbola ampianao an'ity indray, tsy aleo tonga dia omenao ny valiny
6. jennifer2
(
18/01/2006 23:14)
azoko an-tsaina ihany ny valiny fa ity koa misy mitovitovy aminy: nisy resaka loha teo alohany an!
fa ity ny suite-ny:
1) 7.13.3
2) 6.7.13.3, 7. 9
fa ity ny suite-ny:
1) 7.13.3
2) 6.7.13.3, 7. 9
10. fijo
(
19/01/2006 04:12)
didi sy jenny a,za tia X tokoa fa tsy amin'ny math no itiavako azy.hi hi hi
13. namanao
(
19/01/2006 08:11)
diamondra27:
Mba te- hampiasa saina anareo kely 'zany ny tenako sy hanome fahafampo an'i namana iray zay nangataka blagy hoe: refa mampme kia de zay no zavadebe
Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto?
1°/ 2ab/2fr.16=2bb
2°/ 100 HO 7 + LHO + L100
3°/6.7.1.Q.9.
7.1.Q.e.3.
6.7.1.Q.e.3.
2.100. servir!!!
mazotoa
diamondra:
refa mampme kia de zay no zavadebe
Tena angamba valio le izy fa tsy mbola tafme tamn'le izy mihitsy za! :wink:
14. Vahinala
(
19/01/2006 08:34)
Za reto tena tsy mahavita mampiasa saina be amty sifra be ty tsony an ! Mbo omeo sopapa ry diamondra a !
15. rongatry
(
19/01/2006 08:38)
lay hihomehy zao no tena ilaina fa valio @ zay rangahy a !
AFA-PO daholo zay !
AFA-PO daholo zay !
17. ari.malala
(
19/01/2006 10:53)
tsy hay oooo
hoy idadabe
fa nanin no naverina in-3 b zao ranga ty a :-D
hoy idadabe
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 19-01-2006 04:39:29
Lohateny : Re : EO INDRAY ZANY AN!
o ry jenny a, ny eo tsy vita dia efa ampiandry indray
Miverina ery ambony
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 19-01-2006 04:43:31
Lohateny : Re : EO INDRAY ZANY AN!
o ry jenny a, ny eo tsy vita dia efa ampiandry indray
Miverina ery ambony
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 19-01-2006 04:43:33
Lohateny : Re : EO INDRAY ZANY AN!
o ry jenny a, ny eo tsy vita dia efa ampiandry indray
fa nanin no naverina in-3 b zao ranga ty a :-D
18. diamondra27
(
19/01/2006 11:56)
fijo: zay le tsy mety, tonga de le resaka hafa foana ve nefa mba misy le 2° io modiana fanina, tena tsy avotra an! nefa oe mba virjiny?
19. diamondra27
(
19/01/2006 11:58)
azo tohizana io fa tsy voatery atao chiffres fotsiny. Ohatra: mdr = mort de rire....le teny gasy no tena tiako ho hay e
20. dadabe
(
19/01/2006 12:00)
ehh! diamondra :-$
arimalala :-$
hehehe tratrako a :wink: io ve de tsy ho hainao !!
arimalala :-$
: pissoa [ Valio ] 19-01-2006 13:41:25
Lohateny : Re : EO INDRAY ZANY AN!
Valio fa zah tsy mahay maths sy simia izany kah
hehehe tratrako a :wink: io ve de tsy ho hainao !!