EO INDRAY ZANY AN!

21. dadabe ( 19/01/2006 12:06)
fa le maths aloha :evil::evil:
22. diamondra27 ( 19/01/2006 12:12)
koi 2.9? = inon ny vao²= quoi deux neuf

'zay no tena but-ko @ty size 'ty e! tohizo ary e!
23. pissoa ( 19/01/2006 13:20)
dadabe> k'efa we tsa hay :-w:evil::evil:
24. xxx ( 19/01/2006 13:26)
diamondra27:

Mba te- hampiasa saina anareo kely 'zany ny tenako sy hanome fahafampo an'i namana iray zay nangataka blagy hoe: refa mampme kia de zay no zavadebe

Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto?

1°/ 2ab/2fr.16=2bb

2°/ 100 HO 7 + LHO + L100

3°/6.7.1.Q.9.
7.1.Q.e.3.
6.7.1.Q.e.3.
2.100. servir!!!

mazotoa



aleo ranga le 3 no tonga de valina fa le ambiny ts haiko aa

3- "si c'est un cul neuf
c'est un cul étroit
si c'est un cul étroit
de s'en servie!!"

zay ve le izy ey diamondra sa ve diso za ra diso za de azfd aa
25. diamondra27 ( 19/01/2006 14:01)
le N° 2 valiana e
26. diamondra27 ( 19/01/2006 17:11)
xxx: inona ary 'ty misoty kestion 'ty
27. Veloo ( 19/01/2006 19:17)
tsssssssss loza wa retsy ry diamondra.. mano xxx io tena tsssssss
diamondra tsy ratsy ka ilay resaka ko laza nampime be:-D:-D:-D
28. diamondra27 ( 19/01/2006 19:26)
velo: mdr zany njy:-D:-D:-D:-D:-D
de mba tohizo e!

koi 2.9? = quoi de neuf

T.6 vao²=tsisy vaovao

bi1= bien= tsara

sleep now= andao @zay hatory

@ zay nge de mba mahay teny gasy sy teny hafa e!....;-);-)
29. diamondra27 ( 19/01/2006 19:31)
maizina iray= iray alina ariary = 10.000Fmg
kof= lehilahy
joba=vehivavy
daba= fiara
tsonjo=???
...

zahay nge soarasoara de tsy maharaka le fiteninareo sy fandefasana SMS intsony e!
30. diamondra27 ( 19/01/2006 19:33)
2°= sens ta chaussette plus elle a chaud plus elle sent
31. Vahinala ( 19/01/2006 20:23)
8O8O8O8O
32. diamondra27 ( 20/01/2006 12:24)
vahinala: njy koa nga tsy maharaka retsy
33. mamzelkely ( 20/01/2006 12:55)
:-D:-D
34. jentilisa ( 20/01/2006 13:34)
tokony mbô lalao gasy ilay izy fa tsy hay ny teny faran'ny tsy hay e!
35. diamondra27 ( 20/01/2006 16:46)
very.16. ra.8 atsy.o.atsy
Satria mbola maro ireo
za². tsy. Ma. hay . tard. tasse. de . parle².foana. Si.namadika.le.vote
36. Veloo ( 20/01/2006 17:49)
:-D:-D:-D8O8O
37. Vahinala ( 20/01/2006 18:43)
diamondra27 > zay amzay za vao maharaka ! :-D:-D:-D
38. Veloo ( 20/01/2006 19:45)
tara train zany njy ry vahinala :-D:-D:-D
39. diamondra27 ( 21/01/2006 07:29)
Azo iresahana nge ny chef de gare raha tsy maharaka train hoe: ahemory kely ny départ fa ny fianakams -ko mbola tara kely.
40. Veloo ( 22/01/2006 00:34)
:-D:-D:-D:-D:-D ie :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3123